Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 436 à 440 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #21305
    Anonyme
    Inactif

    Mais non, mais non. C’était un très grand roi. Le plus grand.

    #21308
    Anonyme
    Inactif

    Izao ataontsika eto mifanjinja amin’ny resaka Andrianampoinimerina izao no ohatra velona @ foto-pisainantsika tsy dia manjary loatra.

    Na mpakalaza an’Andrianampoinimerina satria taranany na mpanaratsy azy satria tsy taranany.

    Tsy misy mihitsy ny objectivité fa mifanipaka an-karona toy ny valala, dia azo ampiharina koa izao @ resaka Andriantompokoindrindra ohatra na Ranavalona I sns… misy tena marary saina mafy noho ny complexe mihitsy isika ireto na andriana na tsy andriana.

    Tsy mila manambony ny ahy aho hisandratako raha tena ambony, ary tsy mila manambany ny an’ny hafa raha tsy izany tsy misandratra, io dia noho ilay sari-tso-drano tsy manjary fanaon’ny Malagasy hoe « tsy haniry olona fa irin’ny olona » dia tsy mba afaka ny hi-reconnaitre mihitsy hoe mba mety misy mendrika alain-tahaka koa anie any ananonanona any na andriana izy (ohatra Ravoahangy Andrianavalona) na hova (ohatra Rainandriamampandry na Raseta) fa tsy misy an’izany fa mifampialona sy mifanambany foana, il y a une malédiction quelque part izany no tsy mampivoatra antsika fa mifamely an-toerana no mba haintsika atao.

    #21310
    Anonyme
    Inactif

    Raombana tokoa anie ry zareo no SAHY nilaza sy nanoratra fa USURPATEUR i Andrianampoinimerina.

    Raha ny fahalalako azy dia toa ANDRIANA tokoa i Raombana (cf. ce n’est pas ta faute si tu n’es pas andriana: Raombana) ary avy any Anosy Avaratra. Koa mba lasa eritreritra ihany aho sao dia marina ny nolazainy.

    Raombana dia tsy nidongy toerana mihitsy hoe izy no tokony hanjaka, fa nilaza kosa izy tao amin’ ny bokiny fa ny tokony nandimby an’ ANDRIANJAFINANDRIAMANITRA dia ny Zanakandriana RALAITOKANA izay zanany lahy. Ary nilaza tokoa izy fa nahita maso an’i Ralaitokana mbola velona, ary efa antitra, tamin’ ny andron’ i Ranavalona I.

    Ary i Nampoina fito taona nanafika an’Andrianjafinandriamanitra tany Ambohimanga, fa tsy nahazo azy. Manambara izany fa mpanani-bohira sy mpisavika fanjakana i Andrianampoinimerina.

    Raha tsy nanao tsolotra be Andrianmpoinimerina (le CORRUPTEUR) ary nanome vola be an’ ireo Tsimiamboholahy mpanaraka an’Andrianjafy dia tsy nahazo azy mihitsy.

    Tantara marina izany fa tsy misy hafenina, tsy misy ampiana na analàna, satria Raombana izay niaina tamin’ ny andron’ i Ralaitokana Zanakandriana no mitantara.

    #21311
    Anonyme
    Inactif

    C’est pas ta faute si tu n’es pas andriana invité. On sait que tu ne l’es pas. Be complexe de mody mamely an’le plus grand roi que Madagascar n’ait jamais connu : Andrianampoinimerina. Un grand conquérant, intelligent et ayant accompli la plus noble des choses : unifier Madagascar. Honneur au roi Andrianampoinimerina.

    #21312
    ambodirano
    Membre

    Raombana tokoa anie ry zareo no SAHY nilaza sy nanoratra fa USURPATEUR i Andrianampoinimerina.

    Raha ny fahalalako azy dia toa ANDRIANA tokoa i Raombana (cf. ce n’est pas ta faute si tu n’es pas andriana: Raombana) ary avy any Anosy Avaratra. Koa mba lasa eritreritra ihany aho sao dia marina ny nolazainy.

    Raombana dia tsy nidongy toerana mihitsy hoe izy no tokony hanjaka, fa nilaza kosa izy tao amin’ ny bokiny fa ny tokony nandimby an’ ANDRIANJAFINANDRIAMANITRA dia ny Zanakandriana RALAITOKANA izay zanany lahy. Ary nilaza tokoa izy fa nahita maso an’i Ralaitokana mbola velona, ary efa antitra, tamin’ ny andron’ i Ranavalona I.

    Ary i Nampoina fito taona nanafika an’Andrianjafinandriamanitra tany Ambohimanga, fa tsy nahazo azy. Manambara izany fa mpanani-bohira sy mpisavika fanjakana i Andrianampoinimerina.

    Raha tsy nanao tsolotra be Andrianmpoinimerina (le CORRUPTEUR) ary nanome vola be an’ ireo Tsimiamboholahy mpanaraka an’Andrianjafy dia tsy nahazo azy mihitsy.

    Tantara marina izany fa tsy misy hafenina, tsy misy ampiana na analàna, satria Raombana izay niaina tamin’ ny andron’ i Ralaitokana Zanakandriana no mitantara.

    Fa hono ho ‘aho dia tsy fantatrao ve fa andriana RAOMBANA l’Historien ary nianatra teo @ 10 taona teo tany Angletera dia niverina teto indray t@ 1829 raha vao nanjaka herintaona RANAVALONA I. Efa nambarako tery aloha ny fiaviany avy @n’ ANDRIANTSIMITOVIAMINANDRIANDRAZAKA izay tsy nampanjaka an-janany RAFONDRAZAKA « arrière grand père »-ndRAOMBANA .

    Ary tsy izany akory no naha « usurpateur an’ANDRIANAMPOINIMERINA » fa diniho tsara. Fa raha Mpanjaka mamy hoditra t@n’ AMBOHIMANGA sy ILAFY ets… nanjakany ange Andrianjafinandriamanitra dia tsy ho nianjera teo ary fantaro ihany fa na ny rahalahiny aza nosaviany hianjera avy eo ampandriana dia maty , i Nampoina @n’io enjehiny ampamonoina . Ary marina tokoa fa rehefa nanaraka an’i Nampoina @n’izay ny TSIMIAMBOHOLAHY -n’ILAFY dia nivadika ny tantara izany no mampiseho ny herin’io « CLAN » io ho an’ireo izay mpanenjika azy fatratra. Fa mba tsara ange isika raha samy mandinika ny tantara daholo dia miha-mazava izany fa tsy hifanenjika sy hifankahala eto ndray raha tokony hamondrona ny herintsika rehetra.

    ANDRIANAMPOINIMERINA anefa tonga Mpanjaka lehibe t@n’ny androny ihany satria NAMORY an’Imerina ENIN-TOKO. Na ny « vigueur sexuelle »-ny aza dia nitondra ho @n’izany tanjona izany @n’ireo ZANANY maro isa izay mbola feno ny taranaka avy @n’izany izao 200 taona taorianan’ny niambohoany izao.

5 sujets de 436 à 440 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: