Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 446 à 450 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #21321
    Anonyme
    Inactif

    Tsy dia mila hanomeazanao ny adiresin’i rafolo aho .fantatro tsara izy.Raha ny fahalalanao tantara miankina amin’ny T.A dia ho very ihanao fa mianara tsara satria boky ho an’ny « maternelle « iny

    Rafolo Mihitsy no nampianatra anay fa USURPATEUR Andrianampinimerina. nisy rituel nataony teny Ambohimanga talohan’ny nandraisany fitondrana. faharoa manaraka izany dia inoako marimaarina fa tsy hova mihitsy ilay milaza eto hoe usurpateur Andrianampoinimerina satria raha tsy nisy io mpanjaka io dia tsy ho navesa-danja teo amin’ny fanjakana merina mihitsy izy ireo. Zazamarolahy na Andriamasinavalona iringiriny izy io satria diso fantatro loatra ny ady hevitra rehefa tafaraka samy Izy amin’ny fotoanatsy voafetra

    #21322
    Anonyme
    Inactif

    Koa efa noresahintsika hoe RAOMBANA, izay andriandehibe, no nilaza fa USURPATEUR i Andrianampoinimerina (fa tsy isika taty aoriana mihitsy amin’ izao fotoana izao akory).

    Mifanakalo hevitra anie no ataontsika eto, ary mamakafaka sy mandinika ny tantara ! Tokony tsy misy misendoatra mihitsy aloha e !

    #21323
    Anonyme
    Inactif

    Nanomboka tamin’Andrianampoinimerina ange no nanomboka nangata-dalàna tamin’ny hova izay Andriana te hanjaka e!

    Aza mamorona kosa e ! dans tes rêves !!!!!! mdrrrrrrrrrr

    #21324
    Anonyme
    Inactif

    Concernant les histoires de Gallieni et Andrianampoinimerina là haut. Ce me fait aussi rigoler en douce de retourner en maternelle dans ce forum. Depuis quand Andrianampoinimerina a réussi à unifier l’île ? C’était sûrement dans ses intentions. Et depuis quand aussi Radama a réussi à unifier l’île ? Dans nos rêves peut-être. Allez dans n’importe quel manuel d’ histoire de primaire , et vous verrez que Madagascar n’a jamais été unifié du temps des royaumes. Dîtes à des Sakalava ou Bara que Madagascar était unifié par les merina en ce temps, et vous aurez la réponse en plein dans la gueule.

    Loin de moi l’idée de faire l’apologie des oeuvres de Gallieni, honni à jamais dans ma famille. Mais quand on se plonge vraiment dans l’histoire sans état d’âme, des vérités comme celles-là ressortent petit à petit.

    Je répète encore : y a t-il eu une dénomination unique des habitants de Madagascar durant le temps des royaumes ? et pourquoi Gallieni a réussi à mettre en place le terme de « malgache », usité encore 50 ans aprés l’indépendance ? Pourquoi le terme de malgache est maintenant accepté par tout le monde ( excepté des irreductibles comme moi ) pour désigné les habitants de Madagascar ? Alors, que vous le vouliez ou non, Gallieni a réussi à rendre unique la dénomination d’un peuple.

    Razambeko no resahiko rehefa miresaka an’ Andrianampoinimerina aho. Rehefa mandanjalanja ny tantaram-panjakana eto ianareo alohan’ ny nahatongavanan’ ny mpanjanaka, tantaram-pianakaviako no resahinareo. Ka aoka tompoko ô, mahazo mihomehy ianareo mikasika ny tantara izay hany fantatrareo, fa hoy aho hoe, mba hivereno vakiana sy tsikeraina izay hany nampianarina anareo, fa sao dia diso famaky tamin’izany fotoana izany …

    Misaotra tompoko ô!

    #21325
    Anonyme
    Inactif

    toa malahelo be daholo ny Andriana izany? hoy ilay mpampianatra mpikaroka tantara anankiray izay teny Ankasto: « les Malgaches n’osent pas encore se regarder dans la glace ni historiquement ni culturellement ». ary tena hitako sy tsapako eto amin’ity site ity tokoa izany.

5 sujets de 446 à 450 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: