Etre Andriana, c'est d'actualité
Accueil › Forums › Madagascar – Coutumes, croyances, histoire › Etre Andriana, c'est d'actualité
-
AuteurPosts
-
26/10/2009 à 22h10 #21374AnonymeInactif
Mahavariana tokoa ny resaka eto, amiko ny admi.ssion @ tetiarana iray dia tsy ilana fifandresen-dahatra mihitsy, araka ny fahalalako azy dia efa sé.culaire izany dia tonga dia admis fotsiny ou non, ataoko angamba fa tsy pro.cès en canoni.sation tahaka ny fanaovana masindahy sy masimbavy izany maha-andriana izany na maha-zanaky ny mpanjaka.
Ny fifanononam-pihavanana dia tantara tsotra ho an’izay manana izany, mety mandona ny hafa, fa amiko ialako tsiny dia une tra.dition ora.le de plus tahaka ny fanaon’inenibe eny amorom-patana.
Ny nanome texte ho an’ny firaketana ohatra dia mety ho na.turel @sasany raha milaza izy fa nanome tao ny fianakaviany fa mety hanafintohana ny hafa satria isika matetika tsy mahay mamaritra ny anjara toerana tandrify eo @ fiaraha-monina, fa te ho andralahy avokoa @ ten.nis, dia gitara, dia foo.t, dia voll.ey dia andriana, dia mathé.matique, cui.sine sns misy anefa nandalina fatratra taranja iray fa amintsika raha mahay traitement de texte dia sahy milaza tena fa infor.maticien kalaza avokoa. Mbola tsy tena tafalatsaka ao an-tsaitsika fa mila mianatra sy mandalina mafy miditra @ sehatry ny spécial.isation vao afaka mikitika taranja iray.
Tahaka ny entre.preneur io, izy avokoa na niveau BE.PC, na ingé.nieur, na arch.itecte. Dia hoy ilay ingé.nieur, zaho kosa ve rangahy nanao ma.ths sup ma.ths spé po.nt et chau.ssé dia hoy ny hafa ialahy zany koa tena be zesta. Matetika tsy mba valo.risé ny tena nandalina @ samy Malagasy fa izay toa be taimbava no toa ekena fa mahay.26/10/2009 à 22h25 #21375AnonymeInactifNy tantaran’Andriana kosa tsy azo iadian-kevitra dia izy andriana no voalohany afaka hiresaka ny marina sy ny tsy marina.
ohatra hita teto: lazaina fa tsy niteraka Ravololondreninitrimo ka natao fasam-bazimba nefa ny taranany misy dia misy any, ary ny voalohany indrindra dia ny eo ambohimiakoja nisy azy. Iza kosa no hifaninana @izy tompony?
Normal kosa raha misy olona tonga eny an-toerana ohatra hilaza hoe izao no tantaranareo, tsy hamahy ve izy hoe, azafady fa rain’ny raibenay dia taranaka fahatelo avay @ndranona ka hainay ny tantaranay. Raha tsy izay mantsy dia mbola ny mpitantara vahiny mahay manoratr ihany no hany tompon’ny marina eto, dia tsy misy dikany ny notantarain’ny dadabe.
Raha tsy nilaza mazava Rasamimanana fa izy dia tompon’ny tantaran’Andriantompokoindrindra dia ny vilana nampitaina an’i Callet ihany no izy. azafady hoy Rasamimanana , izaho no tompony ary marina ny ahy, nolazaina fa miseho milay ingairainy t@izany, nefa miaro ny azy izy.26/10/2009 à 22h34 #21376AnonymeInactifWelie a! resaka ankapobeny resahina, aza tantaraina eto raha misy resam-pianakaviana fa azy manokana izany, tokantranon'(Andriana) tsy ahahaka.
26/10/2009 à 22h59 #21377AnonymeInactifMihaona ny olona roa, hoy ilay iray: Monsieur untel HEC, intéressant ity olona ity hoy ny iray raha occidental izy na japonais, be zesta ity hoy ny gasy, efa nitaizana antsika ny tsy haniry olona, dia aleo izy alonina.
Azo ampiarina io @ resaka rehetra y compris ny resaka andriana. Tsy misy te hifampiaiky izany. Izaho izao manaiky fa Rafaralahy no havana akaiky farany @ Ranavalona III, de maninona anefa? Manaja izany aho, ary tsy midika fa ambaniny velively. Mbola betsaka ny tetiarana sy ny tongoa-mionkodrazana afaka miasa ka tsy voatsindriny mandrakizay akory raha miaiky. Fa ekeko fa havan-dRanavalona III kokoa izy noho izaho e! Tsy mila mamorina n’inona² aho hi-surpasser-na azy @izany.27/10/2009 à 9h09 #21378AnonymeInactifIzaho izao manaiky fa Rafaralahy no havana akaiky farany @ Ranavalona III, de maninona anefa?
Izaho koa ary mba gaga hoe midika inona anefa izao izany? Asa nga misy volabe omena izay havany akaiky, raha izay dia mety raikitra ny … hahaha! Tsy misy hidiran’ny hoe hanindry na hanambany an’iza n’iza akory (d’ailleurs, araka ny voalazanao tsy ho voatsindry mihitsy akory na ireo havana akaiky na lavitra)… Araka ny efa nolazaiko teo ambony dia tsy misy fireharehana ny @ maha terak’i anona na i anona akory… fa ny olona ivelany no manana izay eritreretiny avy…
Sinon, fanontaniana kely: raha toa ka misy olona iray, zazamarolahy ny rainy ary andriamasinavalona ny reniny ohatra, afaka maka ny ala-faditra @ izy roa ireo ve izy sa ny iray ihany?
-
AuteurPosts
- Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.