Etre Andriana, c'est d'actualité
Accueil › Forums › Madagascar – Coutumes, croyances, histoire › Etre Andriana, c'est d'actualité
-
AuteurPosts
-
27/10/2009 à 9h10 #21379ambodiranoMembre
Efa misy mibedy anao io ry WELIE , izaho koa tsy hiditra amin’ny resam-pianakaviana Raiamandreny â !
Tokantranon'(Andriana) tokoa tsy ahahaka fa mba azavaiko fotsiny hoe rapprochement Geneanet sy Facebook ange no nahitako ny sarinao kely bitika dia bitika satria misy anao daholo ireo.
Fa ny eto kosa resaka sy tafatafa avo lenta fa tsy resam-pianakaviana kah iny any an-tranony avy iny …
27/10/2009 à 9h16 #21380AnonymeInactifambodirano> ie bedy aho ka tsy hanao intsony…
Ho an’ilay invité eo ambony nilaza hoe Razafindrazaka no taizandRamoma dia Raseheno reniny no nièce natsangandRamoma handova azy… gaga tokoa aho raha namaky ny hoe Razafindrahety no taizany…
27/10/2009 à 11h49 #21381AnonymeInactifMbola kely Razafindrazaka raha nodimandry Raseheno, rehefa nilalao ny ankizy dia nitomany Razafindrazaka nody tany @ Ramoma, satria nolazain’ny ankizy fa tsy Ramoma no reniny niteraka azy.
Raha azonareo tsara izay dia tokony ho azonareo hoe naninona no noroitina hiala t@ zanak’Ambatomanoina Razafindrazaka fa nampidirina t@ rain’Andriana, ary maninona no atao hoe havana akaikin’ny manjaka farany Rafaralahy, tsy noho ny rainy na ny reniny fa izy mivady mitambatra, satria Razafindrazaka no tena zana-dRamoma. Ka zaza mpandimby azy mpanjaka roa mifanaraka Rafaralahy satria tsy feno ny legitimité an-dRanavalona III.
Mbola ampiako aza hoe ny naha-dernier prince royal an-dRafaralahy dia koa noho ny alliance matrimonial-ny , nanambady ny zanaky ny lehiben’ny zazamarolahy, fa tsy ny vatatenany akory dia ampy.
Institution ny tena marina ny liens familiaux, fa efa resaka tsy dia tsara loatra no nanaovana ny legitimation an-dRanavalona III.
27/10/2009 à 12h57 #21382AnonymeInactifNy momban’ilay Ramisarivo avy eny Ambodisarivo indray dia tena tsy aiko aloha… Izahay (avy @raiko izany) dia avy @ Ramisarivo (t@ vadiny faharoa donc eny Ambatomanoina mba tsy hifandirana @ « havanay akaiky » eny Anosiarivo )…
Tarana-dRakalobe ny tena saingy tsy milaza hoe tarana-dRanavalona III aloha e! azoko an-tsaina hoe mety iza indray zany olona izany zao…Izaho ilay nanoratra iny tetsy ambony. Ambodisiarivo dia fokontany iray ao anatin Anosiarivo, tao no niafina nandritra ny fotoana maharitra i Razafindrafara sy Rakalobe izay nomena en charge azy, nitsoaka tany Ambatomanoina koa anefa ry zareo satria ny miaramila nalefan dRainilaiarivony tena nanao investigation be. Hay tera-dRasoanjanahary ianao? ka normaly izany satria ny tera-dRakalobe avy @ Ramisarivo sy Razafindrafara no tera-dRanavalo III
27/10/2009 à 19h04 #21383AnonymeInactifFanitsiana kely an’i invité ambony eo> Rafaralahy nanambady ny zafikely fa tsy ny zanaky Rasehenolahy…
Ary ho an’i invité farany indray: Hay ve e! ok ok! tena tsy arako indray io aloha e! Dia misy hidirana @ Ravoninoro ihany ve sa hafa mihitsy? Raha izany manko dia niteraka firy izany Razafindrahety ny marina?
-
AuteurPosts
- Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.