Ny tiako hanontaniana d zao fanompon tsampy ve ny famadihana?ary mbola manota ihany ve na dia mamono lamba fotsiny aza!io anefa dia efa famadihana ihany!
izaho andriana ny raiko; hova ny mamako. mamadika izahay , tompoko. aman-tapitrisa ny an driana eto madagasikara ary ny ankamaroan’ireo dia dia manaja ny fombandrazana avokoa