faut-il pardonner son mari quand il vous trompe?
Accueil › Forums › Amour – Amitié – Relation › faut-il pardonner son mari quand il vous trompe?
-
AuteurPosts
-
31/12/2004 à 18h06 #17555ParfumMembre
Peut être qu’il pensait hoe tsy afaka hiverin dalana intsony izy satria efa tafiditra lalina laotra (tsy efa vita daholo ve ny fombafomba, vody ondry sy ny sisa?). Mety eo koa ny tahotran’ny ray amandreny (na ny pression ny ray amandreny hoe tsy maintsy atao ihany ny mariazy satria olon dehibe no nifanaiky, je parle de vos parents respectifs). Il y a 1.000 raisons possible, mais à mon avis ce n’est pas parce qu’il t’a pardonné. S’il avait décidé de laisser couler, tsy io ny toetra nataony
11/02/2005 à 17h20 #17653angelinloveMembreCe genre de truc ne se pardonne plus quand on est marié. Et lui, est ce qu’il t’a pardonné quand tu lui as avoué ce que tu as fait?
15/02/2005 à 10h08 #17657AnonymeInactiffais tourner un eins t’en a deux!! …fallait pas avouer mais arrêter c’est tout!!! maintenant il va pas te pardonner C foutu alors vas voir ailleurs!! seule solution …
15/02/2005 à 19h15 #17671AnonymeInactifpresue dans la même situation que toi, j’ai pardonné mon mari il y a 5 ans de cela, jusqu’à aujourd’hui je ne sais pas si j’ai fais le bon choix, celui de rester avec lui. il a beaucoup changé, mais qlq fois j’ai peur de miser ma confiance sur lui. il faut dire que nous sommes tojrs ensemble et nous avons deux petites filles adorables
quand je vois ce qu’il fait pour moi et nos enfants, je me dis cela en valait la peine. à toi de suivre ton coeur et sache que après autant d’année ensemble tu es le mieux placée pour le connaître
bon courage08/03/2005 à 13h26 #17755AnonymeInactifmimi , anjaranao ny mieritreritra , tianao tokoa ve io vadinao io ,, ny tiako lazaina anao , dia izao , dieny mbola tsy misy ny ankizy ka tsy mifanaraka dia aleo misaraka dieny tsy misy maratra , fa ny lalana izao eto france , efa misy souplesse @ resaka divorce .
à mon avis , il le fait par vengeance , car fallait pas l’avouer ce que t’avais fait avant , chacun a droit à son jardin secret , il ne faut pas tout raconter à ton partenaire , car lui il fera pareil .
lazaiko anao fa izaho koa efa 10 ans de mariage izao , ary taitra aho nijery ity articles ity fa izaho dia mitovy à cas anao , saingy , tsy afa manaotra aho fa efa mananjanaka 3 aminy,
ça fait 3 ans de cette année que mon mari m’a trompé avec une autre , j’ai mis 1 an pour la decouvrir , ary nampiadin’olona izahay sy ny vadiko , satria ny olona no nitantara tamiko ,, au debut , je n’en croyais pas , mais en discutant avec mon mari, il m’a revelé la verité , qu’il sort avec une fille qui habite à m/car , ary izy mandeha tsindraindray any dago ,,
ary ilay vehivavy koa mandeha matetika aty france ,,
t@ voalohany aho , tonga dia ny hisaraka ny tato an tsaiko anefa en reflechissant , ce n’est pas correct , car il n’y a pas que moi , et ce sera egoiste de ma part ,,
niresaka t@ zanako aho , hoe tsy tantiko ny ataon’ny rainao ,, fa te hisaraka aho , ary hoy izy tamiko hoe ,, dia tsy mahita azy intsony ve izahay ? dia hoy izy hoe , mba mila azy koa izahay ,teo aho vao tankina , hoe zazakely ity aza miteny izany ,, ary ny tena loza dia ilay vehivavy no tena mitana an’ilay vadiko (tsy hoe sanatria akory izy hoe voan’ny fanafody , j’en crois pas à ça ) mais elle fait tout pour avoir mon mari ,,
ilay vadiko moa dia miteny fa tena tia ahy ary tia anay 4 mianaka , fa tsy afaka misaraka à ilay vehivavy izy fa betsaka ny zavatra vitan’ilay vehivavy taminy ,,
ka hatrà izao dia mbola miaraka à ilay sipa foana izy ,,
tsy nataoko mahakivy ahy akory izany , fa du moment , ka manao ny adidiny izy dia ampy ahy izay ,, mikarakara tsara ny ankizy izy , ary mikarakara tsara ahy ,,
raha ohatra moa ka misaraka aminy aho , dia faly fotsiny ny sasany mitaty ,, ka fanahiniako ny tsy misaraka aminy ,, je l’ai bien pardonné , et j’essaie toujours de faire l’amour avec lui , pour que l’amour ne s’éteigne pas , fa rehefa io no tsy misy intsony dia tena aleo misaraka ,,
ary izy tsy mahita an’ilay vehivaviny raha tsy isaky ny 2 mois any na 3 mois , dia ny lehilahy moa zarany aza ianao no miala fa izy tsy hiala eo mandrakizay , fa eo aminao izy no miadana
izay akia ri mimi fa dia bon courage ,,mais il faut le pardonner s’il se comporte bien avec toi , et te respecte ,,
ny ahy koa aza ity ,, episode tsy mety tapitra mintsy fa dia ,,
ny ataoko dia mikarakara ireto zanako , dia ny mivoaka tsindraindray e ,,ary rehefa tonga à izao situation izao ny couple (dia hoe crise de la quarantaine hoe ,,,) fa ny anay angamba prematuré ,,, toa tsy mbola 40 ans akory dia tonga izao ,,
-
AuteurPosts
- Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.