faut-il pardonner son mari quand il vous trompe?

Accueil Forums Amour – Amitié – Relation faut-il pardonner son mari quand il vous trompe?

3 sujets de 31 à 33 (sur un total de 33)
  • Auteur
    Posts
  • #22569
    Anonyme
    Inactif

    za bandy ary tena bandy be. tsy mahazaka ny hampirafesina. izay de tsy azo lazaina amiko fa tonga de ny misaraka no atao./ Miala ianao rasipa ary aza miaraka aminy intsony. Fa tsy hananany antra intsony ny momba anao. Matoa izy tsy misaraka aminao de tsotra, ny henamasony amin’ny fianakaviana. fa Raha ianao dia ho hitsakotsahiny hatramin’ny farany

    #22635
    Anonyme
    Inactif

    za ko toy izany mampirafy ana ny vadiko ary ny tena loza d ny mpiasako no anaovany azy tsy tia azy intsony za fa ny zanako no hijanonako eo bon courage dhlo tsika femme e 0

    #22737
    njhaj
    Membre

    il faut toujours pardonnée car un jour ce la peut vous arrive aussi.
    laisse lui au moins le temps de bien réfléchir.

3 sujets de 31 à 33 (sur un total de 33)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: