Izaho de tena mitovy hevitra aminao.tena tsara kokoa le naturel fa le mitapaka aza mety misy kilema refa ratsy didy ka misy fiantraikany amin’ny fanaovana adidy ara-tsex.Sady marina le voalazan’i vazaha.
za zany metisy vaza ,tsy mitpk, fa nanao t@ sipa gasy zay za de gaga be le sipa nony nahita le izy sady sady lazainy oe maloto hono;ohatsan’ny ela mitsy izy vo zatra. de zay koa ny magaga ah fa ngah tsy mitovy?
za zany r’zalah efa nahita bandy ratsy didy fa orera be a! ny n’i nedala zany ny pipi mivoaka @ lavaka eo ambanin’ny normaly fany eo @ lavaka normaly misy zavatra mibontsina (olatra)otsan’ny café; de komik be; io le défaut de coupe