manahoana o, zao ny hafatra omeko anao an, tsy normale mitsy raha ny mitovy sex no miaraka satria azo porofoina ara-tsiansa sy ara-baiboly mitsy izany! ra ara-baiboly le fanazavako de tsotra: misy fanahy 2 miasa eto ambonin’ny tany, ny fanahy iray de fanahi’Andriamanitra izay manoro ny lalana tokony alehan’ny zanak’olombrlona, ny fanahy faharoa kosa de fanahin’ilay ratsy izay tsy mikatsaka afa tsy ny mampivily ny olona amin’ny lalana marina. fantaro nefa fa tany apiandohana de lahy sy vavy no noforonin’Andriamanitra ary notsofiny rano hivady. fa refa niasa ny devoly de mitady hevitra hanakorontana io lamina napetrak’Andriamanitra io satria fantany fa efa kely sisa ny androny dia mitady olona marobe izy ho fintahina mba hiaraka aminy. Noho izany de mitolona am-bavaka alo no tsara ataonao voalohany mba handresena anzany. tadidio fa fahotana faran’izay ratsy ny fiarahana mitovy sex ary mbola hamafisin’ny testamenta vaovao izany , azonao vakina fa miala tanteraka aminao ny Fanahy masina ra manao izany enao! tsy mampatahotra akory za ra milaza anzany fa matinga anao handinika tsara! za akory tsy mpitondra fivavahana fa olona tsotra ôtranao ihany! ra mila fanazavana fanampiny enao de afaka mifampiresaka sika de omeko anao daholo ny toko sy andininy milaza ny mahafahotana lehilbe anzany! ton frère!! mirary soa!!