maintenant, a Isoraka, Tanà, il existe une salle de karaoke connu par le nom LA CAVERNA, la bas, les homo peuvent s’exprimer, de plus le proprietaire organise chaque 2 semaine une soirée où les homo remplissent la salle
cela te plaira bien
Tsotra lesy ny antony a.
Ny gasy zany de tsy maintsy miteraka fa ra tsy miteraka de hoatriny oe tsy misy lignée zany, de tsy tantiny ny gasy zany. Nefa ra homo zany de tsy hiteraka mihitsy zany, de zay ny antony tsy aneken’ny gasy an’io.
Be de be aza ny gasy hétéro tsy te hiteraka na hanambady zany fa mi forcé tena ry zareo satria forcé an’ny fianakams. Ra vao tsy manao an’zay izy de lasa fosain’ny olona fotsiny. De mba manao hoatriny ny olona rehetra e