ampio re ra misy maita solution inona kay no atao mba anadinina olona tinao be . le olona anefa efa tena tsy tia ahy tsony mintsy inona no atao anadinoiko azy
mivoaka de manao zavatra fa tsy mijanona tsy manao ninoninona. Miasa ohatra na zay zavatra tinao hatao fa aza mijanona rery. Et ça passera avec le temps