misy ny atao hoe « DEVOLY MANAMBADY OLONA ».mety ho hafahafa ianao mahare izany! ny ahafantarana hoe manambady devoly ny olona iray dia matetika izy manofy manao firaisana amin’ny olona efa niaraka taminy taloha na aminolona tsy fantany akory aza.na koa aminolona itany isanandro.na ataon’ilay devoly mahatsiaro an’ny olona niaraka tamin’ny taloha foana io olona io!ianao zany dia anisny olona manambady devoly ary tsy ho afaka amin’io ianao raha tsy esory sy roahina io devoly io!betsaka ny olona manambady devoly amin’izao fotoana izao!satria io devoly io dia mampijangajanga na koa mapisaraka ny mpifankatia @ tsisy dikany na mahatonga ny olona tsy mahazo vady!mahatonga fanahin’ny fahavesarana(alahelo, areti-po, akivina…) izy io ary manakana ny olona tsy hanambady mintsy na manakorotana fiainan-tokatrano!raha mahatsapa ianao, dia te hiala @zany kanefa tsy afaka satria devoly io!indraindray dé oh misy zavatra mitempotempo ao anaty kibonao na mandehandeha!ary matetika manofy misy misafosafo ianao na misy mifanoroka @nao mintsy aza!dia izay ilay izy!raha atao délivrance ianao, dia afaka soamantsra io ary ho hitanao fa tsy alahelo zany tsony ianao!lainga ny hoe ny saina no mahafaka anzany fa tadidio ny devoly tsy miala @ herintsaina izany fa roasina vao mandeha!!raha te hafantatra betsaka kokoa ianao dia mandefasa mail @ko:stephymada@gmail.com.tahin’ny Tompo ianao!