tsy haiko aloha na olona no nandatsaka azy na ahoana
fa za efa naita.Avy be ny orana t@ zay sady nikotrokotroka ny andro;nisy ohatran’ny zavatra mena2 niditra ny varavarankely dia tsy sahy nijery aho fa izy nirefotra sisa no henoko.Tsy tao aminay hay le izy fa t@ olona tao tao akaikinay ,nipoaka t@ ampoule-ndry zareo hay le izy.
ny faritra misy anay dé be oul mpilalao fanafody,ka refa fotônan’ny fahavaratra,dé mopôpôka be ny varatra.Ary matetika misy oul ilatsahany.Asa na fifandrifin-javatra na ahôna fa mampatahotra ny maheno azy,dé aleo mojanona ao antrano