TOE-TSAINA LOMORINA, TOE-TSAINA MPANAVAKAVAKA, TOE-TSAINA AMBANY DIA AMBANY;
iZANY NO TOE-TSAINA hitako eto @ sasany, MAHAMENATRA, MAHARIKORIKO.
MANIMBA TARANAKA HOE? Ianao io indrindra no taranaka tsy ilain’i Gasikara mihitsy, satria taranaka tery saina, taranaka tsy mampandroso n’noninona fa faly mitsikera sy manompa ny taranak’olona. Taranaka tsy mendrika ny ho vanona satria manenjika ny fitiavan’ny hafa.
AZA MANDAINGA, MAMITAKA, MISEHO HO MATAHOTRA AN’ANDRIAMANITRA nefa olona tsy manampitiavana.
Ny FIANGONANA no fenoanareo olona isak’alahady, nefa ny fonareo maloto, ny vavanareo maimbo nohon’ny fankahalanareo.
Enga anie tsy hanody anareo ny vava sy ny toetranareo.
Tsy fombako ny maniry loza , fa kosa mahatatesa rehefa sendra ny sarotra.