pfff ! bandy tsy tia marina zany ! efa t@ 2008 mo le izy fa mbo mamaly iany zay … medecin aprè la mort veuuu ??
misy alo ny devoir conjugal fa par contre tsy tokony zavatra forcé zany mintsy fa accord mutuel . Ra misy ny fifanerena defa viol zany amiko! (sy ny lalana koa ra tsy diso aho)
de lery io ve mbo miasa? fa de manana energie bedebe zany lery ra mavita miasa, mikarakara zanaka de anao isan’andro?!?
mety mitady papier any @le vaza izy ze va tro pretentieux pour le dire zay …
Bandy bobaka marina eraky ny tanana fa aza de mandraraha lotra an’izany
momba ny zanaka ndray, io no delicat satria tsy afaka ny iteny azy kousa oue « dada te anao fôna fa za tsy mavita » fa angamba resahina oe misy tsy itovizan’evitra?
tsy efa mbo nahita ny maha-soa ve hatrizay ?