ho an’izay bandy tsy mbola niaraka tamin’ny sipa vaza aloha dia ny ahy izao ihany no lazaiko,raha manana sipa gasy endry tsara dia aza miadaladala; fa ny ankabiiazan’ny sipa vaza dia somary malemileny afahafa izay daholo,afa tsy ny sipa manao sport isanandro,iny indray izy hafa,ny sipa gasy anefa dia enjakenjana zay daholo na manao na tsy manao sport,fa samy mahay manao degany daholo ireo na ny gasy na ny vazaha,ary samy mahay montina koa ,tandremo fa ny sipa vaza tsy menatra miteny raha bandy tsy mi-assure tsara ny coup-ny an!,izay indray aloha ny tsy hitovizany amin’ny sipa gasy,ny sipa gasy tsy dia tia manogany loatra na tsy de mahay milely tsara ary ilay bandy.