mahamenatra raha misy vahiny mahita ny resakareo. mampiboridana sy mandany henatra ny sipa malagasy fotsiny zao. de mahafinaritra ve zany manala henatra sy mampiboridana ny mpiray tanindrazana am tena zany. tsy resaka milely io resahiko io fa le resakareo manao description ny sipa malagasy, ôtrany oe olona lany henatra le sipa malagasy no tataraina ôtrizany. tsarovy fa mitatara sipa gasy ray eto nareo momba ny fitafiny sy ze any anatiny d mitatara ny reninareo sy ny anabavinareo koa amin’ol tsy fatatra koa.
jiolahy sy jiovavy daholo.