aleo manan-dratsy toy izay tsy manana e! ny adalan’ny tena tafiandamba. io fitiavana io ihany no mahatonga izany. raiso ny safidinao izy velona ho rainao ihany ve sa izy matsy ho kamboty ianao ? mafy anie ny fiainana e! izay no itany fa mety sisa e! encourageo izy na izany aza.
bn courage koa enao.