Tsy antitra ; Tsy tanora ;
Toa lasa fomba mihitsy ilay izy ; Fa nahoana no mi-s’ignorer rehefa eny an-dalàna ? Na dia hita izao aza fa ni-reconnaitre ? Ahoana ny hevitrao momba io ? Ny olona mandray « fitenenana » eto koa ve mi-ignorer rehefa mahita mpiray-rà aminy eny an-dalàna de Paris ? Akory ?
Rien de très honorable pour les malgaches JC… des relations humaines difficiles en quelque sorte… en fonction des lieux. Si ça peut vous consoler, à Londres, ya pas de malgaches alors…