Mifampatahotra ve ? ( mangata-bola, mitady fanampiana, tsy manana paps )
Mifampamenatra ve ? ( ratsiratsy ny trano )
Menatra ny vazaha ve ? ( toy ireo menatra raha miteny gasy ! Satria ny gasy mainty, ka hors norme ! )
Maizi-tsaina ve ? ( Fialonana : » Mba tonga eto koa ny sasany ! » )
Complexé sup ve ? Manao sous-estim’ ve ? ( Raha mavomavo ny andaniny ? )
Complexé inf ve ? ( Raha manana 4×4 par exemple ny sasany ? )
Sa ireo rehetra ireo miaraka ?
Sa naturellement antipath ny gasy ? Kanefa toa mitsikitsky ny olona any Mada ?
» Le problème c’est qu’en fait, ça fait effet boule de neige ! Moi à force de me ramasser des vents, je ne dis plus bonjour !!! » , dixit Lintello
Samy manana ny antony avy ny ts’iray manao izany !