Que pensez-vous de Andry TGV ?

Accueil Forums Politique et actualité Que pensez-vous de Andry TGV ?

5 sujets de 66 à 70 (sur un total de 149)
  • Auteur
    Posts
  • #20623
    JMA
    Membre

    C’est vrai que s’auto proclamer président c’est très limite…pour quelqu’un qui ne voulait pas faire de la politique.

    #20631
    pisokely
    Membre

    salut, andry TGV n’est qu’une poupée et Ra8 n’est qu’un robot.
    mitovy izy mitsam fa ny mahasamy hafa azy de zao, ny poupée tsy afaka mandeha fa ny robot afaka mampandeha ny tenany, mandeha pile.
    le TGV en fait dia olona tsy misaina, kely loha misaina @ V.
    hanao auto-proclamation nefa tanà ary tsy hita zay vitany tao;
    ra8 t@ izy maire mba nanao ihany nefa anie ka nisy koa ny blocus nataon-dratsiraka e!
    zao no tena marina, aza rebireben’ireo mpanao politika ireo isika fa mianara dia miasà, rehefa tonga ny election dia mandehana mifidy daholo dia asehoy amin’izay fa manan-tsafidy iska vahoaka.
    Rah ny marina aloha dia tsy ho azonareo ambaniandro intsony ny fitondrana ity rah vao mi-saute eo io ra8 io.
    fetsifetsy loatra, oh TGV, Ramaroson, Famille Andriamanjato, sns
    mpandoto rano sy mpitady seza daholo.
    i TGV ve no hitondra ny firenena, sao de mba manopa anabavy ahy izany nama a!
    zaho aza BAC + 14 tsy mahasahy milatsaka, mainka fa bandy jiolahim-boto kely DJ tany amin’ny INDRA sy Caveau no hampitondraina an’io? ra 8 aza efa tsy fidiny.
    mba mieritrereta ihany fa tsy mamely intsony ity grevy ity, lasa fitaovana fotsiny isika malagasy.
    eritrereto fa tamin’ny grevy nataon’ny mpiasam-panjakana farany dia nitaky izy ireo ny hanondrotana ny SMIG ho 900 000 fmg, ary ingahy RANJIVASON Jean Théodore mihitsy no mpitarika ny grève tamin’izay (miala tsiny manonontonona), rehefa nataon-dra8 minisitra ny asam-panjakana sy ny lalàna sosialy izy dia vitany ve ny nanondrotra ny karamanareo mpiasam-mpanjakana? fitadiavana seza hoy aho io. Commando e, Viva e, Daewoo e, Force 1 e, etc
    Voaporofo izao fa tsy misy ilay commando, dia ahoana indray.
    Rah tamin’ny fotoana nitondran’Andriamatoa Bush tany Etats-Unis nitadiavana an’ingahy Sadam Husein iny moa no nisy Radio na TV mamoaka vaovao manindrahindra sy mandefa lahateny mikasika an’i Sadam Hussein dia tsy ho nakaton’ny fanjakana Americain ve?
    mikasika ilay tany indray dia tsy omena izy io fa tahaka ny exploitation rehetra, ofaina ary averina amin’ny laoniny na hatsaraina rehefa vita ny ilana azy. sa aleo lo toy izay ho an-kavana? omeko ohatra ianareo, eny an-tampon’IHorombe izao dia malalaka be azo volena, isika malagasy anefa tsy manana tombony na ny ariary aza amin’ny maha tany midadasika sy foana an’io toerana io, fa dia faly fotsiny hoe tanindrazako io nefa tsy trandrahina fa mitokona fotsiny eo hany ka rehefa omena hambolen’ny olona dia hoe ahy io, tanindrazako io, …
    tsy hivoatra isika raha ny toe-tsian’ndry zalahy mpanao politika ireo no arahina. Ianao ve mino fa tsy tanindrazan’olona no nanaovan-dRatsiraka an’io Iavoloha io? io anefa tsy hiverina amin’ny tompony intsony fa dia efa an’ny fanjakana mandrakizay.
    ireny Zone Franche ireny, tsy tanindrazan’olon,a ve ireny?
    ka raha ireny ary no ezahina sy forcer-na haverina amin’ny tompony dia hisy olona firy no chomeur indray.
    tadidio fa asa eo amin’ny 120 000 eo ho eo no mety haterak’ilay fitrandrahana ara-pambolena ataon’ny DAEWOO nefa olona am-polony no milaza ho tompony, dia hovonoina noho ny olona 10 izany iretsy 120 000 iretsy? nefa io tany io hatramin’izay mitanin’andro fotsiny
    TGV amiko misaina amin’ny V

    #20632
    Anonyme
    Inactif

    zaza tsy misy saina sy mandinioka fa manimba ny ho avinny taranany io tgv io , izy no mitady ilay force one dia ny vahoaka no atao fitaovana , raha mandinika ny vahoaka dia hanao miracle ve tgv ka hahazo 4l maimampoana daholo ny hatsembohanao no ihinananao fa mandehana any chine mijery ny fahantran’ireo chinois ire ,isika malagasy @ izao fotoana ny ny zaza mahay mamaky teny dia efa manana telephone portable , ny toe tsiny malagasy mihintsy no tsy mivonona @ asa sy ny fitsitsiana fa na ny amerikana aza mbola mahavita azy ny karamany , tsy maintsy mitady bizina ka raha tsy mamokatra ny bizina dia ny mpitondra no lazaina fa ratsy , ny gasy no tokony handinika fa ny crise financière aza mbola tsy tonga eto dago , firi ny gasy izao mindrambola @ microcred n adefi,sipem,acc-s bq tsy misy mamerimbola ,dia ireo no mikatroka korotana mba ho kepohina fotsiny ny volan’olona fa tsy averina dia aongana izay mitady ny rariny sy ny fahamarinana , raha mitaky ny courts dia lazaina ratsy toetra nefa sitrapo sy aingitraingitra no nakana ny entan’olona , izao samy nandroba dia iza izao no hibata ny fatiantoka ireny , ny tsy manantsiny , angamba samy mba niteraka daholo ihany ny nanao ireny zavadoza ireny fa na tsy niteraka aza ianao mbola hanana atsy ho atsy hivesatra anizany raha tsy maharary anao androany dia ataovy foana fa ao andriamanitra ra malagasy , na anny vahiny aza ireny hatsembohanny olona nentiny teto aminao , hanasoavana anao , toy izany ny filazana fa mivarotra tanindrazana @ daewo , mba mandinika v hianao na hianareo ireo fa ny volan olona ve homeny maimaimpoana ny gasy fa tsy misy ny garantie , tery saina loatra isika ^ fahalalana ny hoe tanindrazana fa na ny firenena amerikana aza miaramiasa @ ivelany ary misy contrat izany izay contrat izay dinihina fa aza mandray antendrony , hianao mamaky ity email ity mahavita io ve hianao ka hihidy amantrano eto madagasikara ianreo sy ny omby ary ny ahitra sa taiza no nahitanao izao e , inona no vitantsika malagasy , ny savony aza dia firy taona izay ny dadabendry zareo no nanangana io , ilaozandry zareo manao politika fa tsy misy fitomboany hatramin’izao ny nosy aiza resin-ny sib,satria ny zanaka tsy maintsy alefa mianatra any andafy ny plaisir tous les jours tsy maintsy atao , sns… dia rehefa tsy mandeha dia lazaina fa ny mpitondra no ratsy nefa dia olontsotra anie no mampiditra savony eto fa tsy ny mpitondra e , izaho dia renimpianakaviana ary eto dia tiako ny manamarika eto fa tafiditra tsara eny akatso ny zanako ary tsy nisy na 1franc aza nomeko tany akoatry ny droit naloha tany @ poste fa afaka soa amantsara izy satri nianatra , ka ho anareo ankizy mianatra ireo , feno institution prive ny elakelantrano eto dago bacc++++ jusqu’a LMD ho aiza hianareo no hiasa raha tsy avelan i tgv hiditra eto ny investisseur hampiasa anareo , iza no hampiasa anareo ,ny malagasy manana orinasa dia jereo tsirairay, ravalo no nahavita nametraka orinasa erani dago izao no atao , dia jereo ny sasany

    #20633
    Anonyme
    Inactif

    De tena marina daholo ty teninao. 100% d’accord.

    #20637
    Anonyme
    Inactif

    Tsy resaka règlement de compte entre Ra8 et TGV ity fa règlement de compte-ny vahoaka amin’ny fitondran’Ra8 …7 ans et quelques dizaines milliards de dollars de dettes …qui ne seront effacées que dans 50 ans…et on ose encore s’offrir un jouet de 60millions de dollars…alors que l’on dit que les 3/4 des malgaches vivent en dessus de 1 dollars /jour…arrêtez de défendre l’indéfendable…sinon vous en aurez* sur la conscience le restant de vos jours pour avoir soutenu ce fou…Dieu m’en est témoin……….

5 sujets de 66 à 70 (sur un total de 149)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: