Que pensez-vous de Andry TGV ?
Accueil › Forums › Politique et actualité › Que pensez-vous de Andry TGV ?
-
AuteurPosts
-
05/02/2009 à 8h47 #20638AnonymeInactif
quelques dizaines milliards de dollars de dettes
arrete la désinformation sale traître! ravalo a effacé 5 milliards de dettes!!!!!! ton tgv il sait pas faire , il profite de ta naïveté sale traitre! les traitres se rassemblent! mitovy nareo mpamadika! matesa ary ozononay daholo nareo! mbola ho avy ny farany @ nareo reo! tkt. Dieu m’en est témoin sale traitre
05/02/2009 à 9h55 #20639AnonymeInactifLes assasins, les nuls, les déchets de la société » ne sont point des insultes puisqu’ils correspondent parfaitement aux attitudes du régime RAVALOMANANA & TIM et de ses sbires à Madagascar.
06/02/2009 à 10h00 #20645pisokelyMembreindéfendable ahoana e?
nenareo efa jamba manahaka an’i deba ny masonareo, dernier choix zao ny resaka, aleoko ravalo toy izay alain ramaroson, pierre tsiranana, rambo, famille andriamanjato, deba sy ny fianakam’s, samy tsy reviko ireo fa aleoko miafy am’lety aloha mbahampandeha @ laoniny ny raharaham-pirenena.
@ 2012 za mametraka izay tena olona vonon-kitondra fa tsy tsangan’olona. de aza mifidy ndray, zao manenina daholo. tadidio fa le tanora tsy nandeha nifidy daholo anie reo milahatra eo ireo e!
Mandrovitra patalou de avy eo lasa Tanora Gôka Vody eny @ 13 mai eny.
olona demokraty ve enao mitaky ny demokrasia de hanao coup d’état, c’est con. vraiment con…
rariny loatra rah tsy hanjary le tolona. Zavatra tokony ho tafavoaka ireny ve, lasa simbain’ireo dinausore be ireo.
ireo anie efa voaozona hatrany @ tsinai-maintiny mihitsy e! ny hanakorontana no tena kapoakan’ireo. Ovinana ianao no nahita an’i Alain ramaroson tsy nanohitra na daniel ramaromisa tsy nanohitra, na ny famille andriamanjato tsy nanohitra? mba lazao hoe?
marary toa ano ireo razoky a! manantona psychologue de avy eo mankany amin’i saberah mijery tonon’andro fa mila fanasitranana nareo mbola mankafy an’le andry Tanora Gaigy Vizana.06/02/2009 à 10h12 #20646pisokelyMembreaiza daholo ry greviste a! za tam vôlouhany no namanareo fa zao za fahavalonareo kozye!
hay hanongam-panjakana no tena tetik’i lery!
za ndray tsy handrovitra patalou eny intsony, sao de lasa Tanora Gôka Vody eny,
efa hitako eto daholo ny staff n’ny president n’ny repob’alika vaovao n’i TGV,
alain ramaroson
pierre tsiranana
daniel ramaromisa na rambo
famille andriamanjato
jean lahiniriko
rolland ratsiraka
henri le cacheur (ary angah le bandy ty tsy lasa adala ndray?)
ry voninahitsy avoaka hatao minisitry ny cheque sans provision
ry pety hatao minisitry ny taim-bava
ry kotity hatao minisitry ny totakely
ry deba antsoina hiverina aty hatao ambasadeur n’ny lion’s club amin’ny ady @ cataracte
ry tantely andrianarivo minisitry ny toaka gasy
ry rossy minisitry ny rasta
ry tsaranazy kay mbola any
de ny vadin’i andry minisitry ny…
zay an!
de aza romotra fa zay no zava-misy na faly enao na tsy faly06/02/2009 à 19h01 #20649AnonymeInactifzay angamba vao tena hoe pays le plus pauvre du monde kleeeeeeeeeeeee maty a mamaaaa an an an kosa e! tsy milay éla ry tgv fa tao goaika antitra daholo ny naman là sady élà kou dondrona tsy nianatra de heverin là fa mety ve zao lety e!
-
AuteurPosts
- Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.