Tsy marina ksa izany baina fa tss,jerevo anie izao ilay greve tandroany,efa niteny ny prefet de police hoe tsy azo ato le izy nefa jereo fa vao maika be olona,izany hoe les peuples mintsy no mila fanovana…,hitanareo ve le style Ratsiraka mody makany andafy izy de asiny tofirina @izay ny panao Greve de rehefa tonga à izay izy de hoe za tsy nanome baiko,de jerevo hoe iza no mitovy style @ izay,fianarantsoa koa androany nanao Greve fa tsy nahazo olona firy fa nalaky feno Police sy genndarme ny Tanana.izany hoe efa I madagascar iray manontolo no Miteny de tonga zareo tsy mila tambazana 10 000 Fmg isan’olona vao tonga.