Hoan’i Aurélie : Fa ny diplôme-nao inona ? DEA sa Doctorat sa inona ? Inona no zavatra voatsanganao ? Preuve de bon sens io ry anona a ! Intélligence no miasa ! Resaka publicité izany ange ramatoa ity ka misy plan marketing e ! Raha tsy nianatra izy hoy ianao dia ahoana no ahaizany izany ? Ny olona ramatoa ity autodidacte ! Je peux vous dire que j’ai pas besoin d’aller à Ankatso pour monter une bonne affaire ! Avec de la chance et encore du bon sens, on peut tout faire ! Mba jereo koa ny Tenin’Andriamanitra e : « Ahy ny fisainana, Ahy ny fahalalana, Ahy ny fanambinana ary Izaho no anjakan’iny mpanjaka ! » Nomen’Andriamanitra fisainana sy fanambinana ary hafalalana izy matoa manjaka ry anona a ! Mba asio discernement rehefa miresaka fa miteniteny foana ! Pour vous dire, je suis contre Ravalomanana mais je suis contre la grève également ! Raha hendry rizalahy dia tokony mba hifanantona na mitady marimaritra iraisana rehefa tsy misy moa akory atao fa dia mi-grève izany ny olona koa ! Izy roalahy koa samy be ambo-po koa ! I Ravalomanana tsy mamely ary i Andry indray mampatahotra ny ao ambadikany ao (Rajaonarivelo et consorts). Manaovà remaniement Ravalomanana dia sokafy ny VIVA dia mba milamina ny tanàna a ! Dia mba aleo i Andry mba hiasa an-kalalahana rehefa resy ianareo tao Tàna ! Mazava amin’i Aurélie ve izay ? Je dis en passant : mba sokafy koa rangahy ny FPVM a ! Vous bafouez la loi et les autres comme il vous semble ! Je dis que c’est pas bien du tout ! A bon entendeur salut !