mampalahelo be izany, nefa nahoana no mbola atao amin’ny teny vahiny ihany ny fanontaniana.
Inona moa no maha-malagasy an-tsika. Aoka ho fantantsika mazava tsara fa teny voajanahary madio ny teny malagasy, dia isika malagasy koa izany olona madio manana ny maha izy azy.
Izany hoe ireo izay miteny ny fiteny hafa dia manome tsiny ny mpamorona azy.