Ny zanako dimy taona no niala tany, ary tena nijaly izy vao nahay teny frantsay, zao izy tsy mahay mamaly teny gasy intsony fa mahazo izay lazaina azy. Zahay anefa ato an-trano miteny gasy daholo, ary rehefa asaina miteny gasy izy dia mitomany, 10taona izy zao. Tsy misy afaka mi-comprendre raha tsy eo amin’ilay toerana, manjary compléxée zao ny zanako satria nahazo tsikera maro toy ny voalaza teny ambony izy t@ zay nanao vacances tany.