Tsssh resaka Rafondrazaka ny eto fa tsisy voadaka ary sy aria zany ry invité a.
Betsaka anie ry kaloy ny Andriana marolahy indrindra andriamasinavalona no tsy mazava ny rainy na ny reniny misy exemple maromaro mihintsy ohatra fotsiny ny hoe Zanany Andrianjazanavalona na ireo anarana miverimberina anaty tetiarana ka asiana I sy II sy III misy izy ireny tsy voafaritra akory fa natao hamenoana ny banga hafa indray raha voafaritra toa ny Razafinandriamanitra I sy III na ny Ramasindrazana I sy II., hitanao zany fa mbola misy be ny tsy fantatra na ny Ray na reny @ tetiarana indraindray nefa dia tena nekena ho andriana avo be foana ireny noho izany mety toa izay koa ny an’i Rafondrazaka, Fa Raha Zanaky ny mpanjaka kosa ka nivoaka tao amin’ny Kelisoa fa tsy fohiloha na Mahandrihono sy ny sisa dia marina fa azo hametraha-mpanontaniana, arakao ve aloha ny tiako ambara eto é?