raha dinihina dia enjana ty resaka andriana ty raha ireo Andriambe aza tsy mahafehy tetiarana, be mantsy ny mifangaro ny eny Anosy, asa ahoana tena mbola ankatoavana ve ny lalan’i rangita am lova tsy mifindra sy ny lalan’ny trano manara? inona marina ny hoe Andriana ?