mety marina ny voalazan’i Johndoe hoe tsy manana titre printsy izy, fa izao Rafondrazaka dia zanaky ny manjaka raha tsy printsy ny tianao hanononana azy tsy olana fa zanakandriana nandova fanjakana fa voasongona izy. ka noho izany raha dinihinao ny lalan’ny fanjakana dia ireo manaiky manoa amin’ny mpirahalahy dia mijanona ho zazamarolahy satria taranaky ny efadahy nanjaka izy. taty amin’i nampoina vao nisy ny fanavahina ireo tokony hanjaka sy ny manoa toa an’i Ravaobe sy Princesse ravaozandriny