Ny gasy leity tena sarotiny t@ io virginité io an zay daolo no mahatonga le fitenenana oe mitary bady tsy vita vody ondry . zany oe tsy afaka miaraka ny lahy sy vary raha tsy vita fomba
ça ne veut pas dire que les malgaches tiennent à la virginité!!!! pfffffff! andana mivoaka kely ianao io, de diniho tsara ny fomba ndrazanao ary aza menatra @ zany fa mirediredy eto fotsiny. Tsy mba fomban ‘ny gasy mihitsy zany vierge zany. Aretimbazaha zany, surtout reo tavaratra reo. De mba mahaiza miaina fa aza de variana @ io christianisme io foana fa io ihany no mampirediredy anao eto. Any tsy hainao tsony ny tena fomba drazana gasy!!!!!