tena sabotsy manao fika tanteraka. sandoka tanteraka tsy misy hifandraisany àmin,ny teo aloha: sono’, organisateur., sns. ny manifika teo aloha dia ara-panjakana ary nahazoana alalana malalaka tamin’ny anarana fikambanana. ka tsy suiten’ny teo aloha teo velively zao ataon-dry zalahy izao fa manao fika fotsiny. zao no atao hoe misandoka ny tena magnifika,ka dia naleon-dry zalahy nanaofika;.koa hilazana hianareo mpakafy ny tena magnifika teo aloha fa tsy misy hifandraisany velively amin’iny ity fikandry zalahy ity.dia mampitandrina dieny izao koa izahay fa hiakatra ara-panjakana tsy ho ela ity raharaha ity izay anananay porofo mivaingana sy ara-dalana ary misy vonona hijoro vavolombelona. eto andafy ve no misandoka de mieritreritra ny ho afa-maina? ndao àry.