salut daol!
za sipa mpianatra ary manana sipa vadin’olona dia tikobe izy saingy fantatro fa tsy hanambady ahy mihitsy, ka noho izany dia mba isian’ny équilibre dia itako hoe tokony mba manome vola ahy izy, tsy vidin’entana an satria izy tiko fa mba hoe pour q’on soit quite!
dia ny pblmko angatahako suggétion aty aminareo dia hoe ahoana no fomba atao anatahako azy ankolaka fa tsy tenenina direct? ampio aho ry reto an!