mievera tena oe aona ? iverina @ olona tsy tia ve ?
mbo manana independance @ resaka sosialy (fianakam’s , namana, sns … ) fa tsy de ianteatra @ olona iray izay tsy tia (sady manambany zany !)
ra efa miasa zany ve de tsy misy olona azo resahina ?
fa tena marina ny oe , ra te iala @ olona iray dia mila mitady olona vaovao, ra tsy zany de tavela ao fôna!