ambodirano

Toutes mes réponses sur les forums

5 sujets de 46 à 50 (sur un total de 81)
  • Auteur
    Posts
  • en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #21419
    ambodirano
    Membre

    La notion d’usurpateurs dans l’histoire de la royauté merina. Notre histoire est jalonnée de recommandations sur la succession royale, tenue ou non par les descendants.

    Rafohy et Rangita. Le fameux « fanjakana arindra » est apparu dans l’histoire ( vulgarisée par le tantaran’ny andriana ) avec les recommandations de Rangita envers ses deux fils : « Le vendredi appartiendra à Andriamanelo, le jeudi à Andriamananitany ». Mais Andriamanelo avait déja des desseins bien précis pour sa descendance. Pour une histoire de « saonjo » et « akondro », c’est à dire n’importe quel pretexte lui passant sous la main , Andriamanelo assassina son frère. Mais ce dernier avait déja un fils, Andrianamboninolona, normalement détenteur des recommandations de sa grand-mère Rangita. Mais la royauté echut Ralambo, fils d’Andriamanelo. Est-ce donc un usurpateur ?…

    ( A SUIVRE)

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #21418
    ambodirano
    Membre

    mon Dieu!!!!mais laissez donc ces familles en paix!!!!il est vrai que nous sommes dans un blog de communication et qu’il est important de communiquer, mais vos intérêts se basent sur la vie familiale des gens…..n’aviez vous donc rien d’autre à faire…parler d’andriana, je n’ai rien contre mais entraver l’intimité des autres, devient ridicule……..

    Bonsoir Totozy ! et bienvenue dans ce forum

    Je m’adresse particulièrement à vous mais respectueusement aussi sans venir fouiner dans votre vie privée :
    tout d’abord je voudrai savoir si vous êtes un totozy d’Anosiavaratra ? ou plutôt d’Anosimiarinimerina dénomination de l’époque royale.

    Ensuite ne vous inquiétez pas, à toutes ces familles on leur fiche une paix vraiment royale même , mais ne vous trompez pas de forum ici on débat sur le thème « être andriana c’est d’actualité » et pas d’autre chose. Et parler de filiation et de généalogie n’est pas s’immiscer dans la vie privée des autres car notre Histoire avec un grand H a besoin d’être éclaircie car beaucoup de malagasy en ignorent l’essentiel. L’andriana est toujours d’ actualité de quelque région qu’il vienne mais venez vous exprimer, on ne demande que çà.

    Le test ADN n’est pas une déviation à ce que je sache, d’ailleurs il prouverait bien des choses ignorées ou occultées jusqu’à nos jours et ceci pourrait clouer le bec à certains « détenteurs de VERITE » depuis des siècles et des siècles, c’est mon avis personnel mais que d’autres partageront probablement.

    Sinon je suis bien aise que des proches de la famille viennent ici s’expliquer sur l’histoire de Ramatoa RAVONINORO. Je pense que j’en ai été le précurseur ici mais j’ai toujours dit que je ne suis pas leur avocat loin de là. Mais voilà maintenant qu’une autre voix se fait entendre, cela ne peut qu’apporter un + à nos débats . Et Vivement la suite !

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #21400
    ambodirano
    Membre

    ambodirano> Marina mihitsy izany fa nijanona tany Frantsa Rafaralahy rehefa nahavita ny fianarany … Raha te ahafantatra tantara hafa dia omeo ny mail-nao fa zay vao tena lasa resa-pianakaviana le izy… dia aza mitoraka voninkazo araka ny fiteninao fa izaho allergique voninkazo!

    … eritreritra mandalo io e!!!

    Fa inona ary ity nataoko no toa nahazo ny hafatra be zaho eto ?? Mbola hanoratra ho anao aho > WELIE fa azafady fa tsy misikotra resa-pianakaviana velively aho sao diso ianao é.. ary tsisy voninkazo intsony aty raha naha-allergique anao ‘lay teo fa misaotra ihany koa.

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #21389
    ambodirano
    Membre

    Izaho ilay nanoratra iny tetsy ambony. Ambodisiarivo dia fokontany iray ao anatin Anosiarivo, tao no niafina nandritra ny fotoana maharitra i Razafindrafara sy Rakalobe izay nomena en charge azy, nitsoaka tany Ambatomanoina koa anefa ry zareo satria ny miaramila nalefan dRainilaiarivony tena nanao investigation be. Hay tera-dRasoanjanahary ianao? ka normaly izany satria ny tera-dRakalobe avy @ Ramisarivo sy Razafindrafara no tera-dRanavalo III

    Tsy hoe hanao fitenin-jatovo eto ny tenako fa « lasan’i WELIE izany ny JACKPOT » satria izy no mitondra ny rantsan’ny zanakandriana rehetra na avy amin-drainy na avy amin’ny reniny koa hoe tera-dRazafindrahety koa izy izany.

    Tena mila halalinina izany fa ny tena mba manitikitika ny saiko izao androany dia hoe fa mba iza ary no rain-dRazafindrafara ? satria tsy Ingahirainy Rainilaiarivony fa izy aza izany moa nitady hampamono azy … Asa tokoa …

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #21388
    ambodirano
    Membre

    Mbola kely Razafindrazaka raha nodimandry Raseheno, rehefa nilalao ny ankizy dia nitomany Razafindrazaka nody tany @ Ramoma, satria nolazain’ny ankizy fa tsy Ramoma no reniny niteraka azy.

    Raha azonareo tsara izay dia tokony ho azonareo hoe naninona no noroitina hiala t@ zanak’Ambatomanoina Razafindrazaka fa nampidirina t@ rain’Andriana

    –> Satria ny rain’Andriana no nipoirandRazafindrazaka fa tsy ny reniny raha ny tena izy zany hoe RAZAKA-RATRIMO no raindRAMOMA efa niteraka andRafaravaviRatsivery tamin-dRanoko vao nanambady andRafarasoa Ramasindrazana. Ary andRafaravaviRatsivery no renin-dRaseheno taizandRamoma izay renindRazafindrazaka.. ouf !!! sa tsy izay moa ?

    ary maninona no atao hoe havana akaikin’ny manjaka farany Rafaralahy, tsy noho ny rainy na ny reniny fa izy mivady mitambatra, satria Razafindrazaka no tena zana-dRamoma. Ka zaza mpandimby azy mpanjaka roa mifanaraka Rafaralahy satria tsy feno ny legitimité an-dRanavalona III.

    Mbola ampiako aza hoe ny naha-dernier prince royal an-dRafaralahy dia koa noho ny alliance matrimonial-ny , nanambady ny zanaky ny lehiben’ny zazamarolahy, fa tsy ny vatatenany akory dia ampy.

    Institution ny tena marina ny liens familiaux, fa efa resaka tsy dia tsara loatra no nanaovana ny legitimation an-dRanavalona III.

    Ny légitimité an-dRanavalona III na dia « casting »-ndRainilaiarivony aza dia mbola averiko foana fa zana-behivavy avy amindRASOHERIMANANITANY reniben’i NAMPOINA izy ( afaka manambara zanakandriana hafa na lahy na vavy ve ianareo izay velona t@ 1883 ka tokony nanjaka teo amin’ny toerany ? dia izay indray no iadian-kevitra). Ary tsy toy izany ny prince royal Rafaralahy raha ny fahafantarako azy raha zohina ny tetiarana maha zana-behivavy andRazafindrazaka reniny. HatramindRanoko izay nambarako etsy ambony ihany aloha no fantatro hatramin’izao fa sarotra ny mandainga.

    Ary hay va re ka nijanona nonina tany Frantsa ny Dokotera Rafaralahy nony vita ny fianarana norantoviny fa tsy nody an-tanindrazana ary niamboho tany mihitsy aza é ? Zavatra mbola tsy henoko io raha tsy namaky ilay boky farany momba an-dRatsimamanga.

5 sujets de 46 à 50 (sur un total de 81)
error: