ambodirano

Toutes mes réponses sur les forums

5 sujets de 36 à 40 (sur un total de 81)
  • Auteur
    Posts
  • en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #21517
    ambodirano
    Membre

    Ny mikasika ny teny Manjakazafy dia nisy Fahatsiarovana ny daty nahaterahan’ i Ranavalona III tany (22 novambra), ary nisy lahatsoratra kely fa mafonja izay nosoratan’Andriamatoa Adolphe Andriankoto ary namidy tamin’ io fotoana io. Izy angamba no tokony ho hanontaniana fa tsy ny FBVA. Araka ny vaovao dia nisy ny fampisehoana nataon’ ireo tanora mikasika ny fitafiana sy akanjon’ireo Andriamanjaka ihany koa tany, ary nisy koa indrindra indrindra fotoam-pivavahana fanomezam-boninahitra an’andriamanitra koa …

    … tsy azo havoaka araka ny fomban-drazana sao misy vahiny tsy tompontany mitady hisavika (ohatran’ ilay vahiny mpihavy milaza azy ho avy eny Antsahadinta, ka ny lakilen’ ny fasan’olona indray no tadiaviny hangalarina)…

    Misaotra sy mankatelina anao nanome ireo vaovao ireo fa mba misy indro kely ho’aho :

    Efa manao OBSESSION amin’ny mpisavika loatra ianareo ity fa raha ny Fasandrazanay ve dia andeha omenay olona mpihavy ny lakileny sa maivana loatra ilay Hasina ka mora savihan’ny mpamitaka amin’ny tsotsotra eny !!! …

    en réponse à : andriana c'est juste un titre ou… #21516
    ambodirano
    Membre

    Saika anontany anao fotsiny izaho ry Ambodirano; raha ny voalazanao dia tsy niteraka I Rangita. Aminao izany mandainga ireo olona milaza ho taranak’i Rangita eto amin’ny Koolsaina no sady manao « tsarava tompoko »?

    Mmmmhh … Tsy mandainga izy fa amiko dia mety ho tsy mahalala tsara fa mbola anteriko indray fa tsy niteraka Rangita fa nanangana an-dRafohy zandriny. Izany anefa dia tsy milaza hoe tsy Mpanjaka nahay nitondra teo IMERIMANJAKA izy ary fototry ny Fanjakana arindra. Fa aoka tsy izay manao tsarava tompoko akory dia itompoina teny fantatra. Mila mbola averina hosoratana hoy aho ny Tantarantsika tany ampiandohan’ny Fanjakana Merina (Rangita sy Rafohy dia nanjaka entre 1550 1580 tany) indrindra ny mikasika ny dynastie Antehiroka. Satria mety tsy ho fantatrao fa Antehiroka zanadahy Rafandramanenitra rain’izy mirahavavy saingy nanambady ny Andriana vavy Rafaramaheriomby faravavin’izy 3 mirahalahy (Rafandrandava , Ramasindohafandrana ary Rafandrampohy) izay nifandimby nanjaka tao Ampandrana ary nony niamboho avokoa dia nodimbiasandRafaramaheriomby faravaviny izy 3 mirahalahy. Mpirahalahy ireo fa tsy mpianaka mpiafy fa diso ny tetiarana nataon’ny eoropeana. Antenaiko fa mbola hoazavain’ny genealogiste izany fa Rtoa Gilberte Ralaimihoatra no efa nanomboka ny fanitsiana. Ary hoampiako hoe Rafaralahinataonitany raindRafandramanenitra dia nanambady Andriana vavy anabavin’Andriamorainy na Andriamoraony ary ny raibeny koa torak’izany ary ny rain’ity farany ANDRIANDRANOALA dia nanambady andRAPOLOALINA Andriana vavy koa rehefa nandositra tany Ankaratra atsinanana satria izy dia zandrindRAZEVOMANANA Mpanjaka Antehiroka voaroakan’ny Andriana tao FANONGOAVANA satria resy tamin’ny ady lehibe tao tamin’ny taona 1430 tany.

    Mety hahaliana ny sasany izany ary manokatra ny adihevitra hafa momba ny Tantaran’ny Fanjakana rehetra tamin’izany.

    Soava tsara daholo tompoko.

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #21487
    ambodirano
    Membre

    Eny é ! Ka izay mihitsy fa arakarak’izay lafiny ahalalanareo mpamaky hoe ‘ty marina tsotra izao ary ‘ty kosa valamaty be

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #21483
    ambodirano
    Membre

    (TOHINY sady FARANY)

    La foule des invités s’écarta en murmurant car c’est la première fois qu’on allait voir une Reine danser avec des mortels. Les heureux élus s’avancèrent et chacun prit place. L’orchestre attaqua un quadrille entraînant. Alors Vony put voir la Reine se métamorphoser, elle avait perdu son expression froide et lointaine, et tout son visage, tout son corps respiraient la joie de vivre. A chaque fois que ses doigts rejoignaient ceux de RAMAKA elle éprouvait un plaisir infini partagé par son cavalier d’ailleurs. Vony faillit ne pas terminer la danse tellement il sentait que ses jambes s’alourdissaient au fur et à mesure. Il suffoquait de rage et le soir venu il ne se contenait plus lorsqu’il se retrouva en tête à tête avec la Reine :
    – Pourquoi avez-vous dansé avec RAMAKA ? commença-t-il

    – Mais c’est avec VOUS que je dansais lui répondit Ranavalona.

    – Comme si je n’ai pas compris vos manigances quand vous avez demandé à danser une quadrille. Je me suis fait avoir cette fois mais rassurez-vous cela ne se reproduira plus continua-t-il tout en entrant dans une rage folle.

    La Reine, tout penaud, promît de ne pas récidiver, elle était alors au tout début de son règne , puis elle alla s’isoler dans Kelisoa. »

    Mety ho misy valamaty ihany ny ampahany sasany satria frantsay rahateo no mpanoratra fa angamba hanamarina io zava-niseho io ireo mpamaky izay manan-ko lazaina momba izany. Ary ialàna tsiny mialoha re ho an’ireo anarana voatonona teto androany fa mbola betsaka ny mety ho voakasik’izany amin’izao fotoana izao. Tantara fotsiny ihany koa iny kah !

    T A P I T R A

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #21482
    ambodirano
    Membre

    (TOHINY)

    Vony ne la quittait pas des yeux : impassible, telle une déesse inaccessible elle posait un regard froid sur les danseurs. L’orchestre jouait une mazurka. Sa sœur RASENDRANORO s’en donnait à cœur joie avec son cavalier, un Officier de Palais et faisait oublier ses traits ingrats par la sensualité de ses mouvements. La Princesse RAZAFINDRAZAKA (alors mariée au Prince RAMAHATRA) tournait toutes les têtes des hommes présents par sa grâce et sa beauté. Même RAMASINDRAZANA , la tante de la Reine , habituellement guindée et hautaine semblait s’amuser.

    Ranavalona soupirait puis comme la fête battait son plein et que l’étiquette le lui permettait à présent, elle quitta son trône et se mêla à ses invités. Elle cherchait manifestement quelqu’un du regard et sourit lorsqu’elle vît Vony. Elle s’approcha vivement de lui et lui dit :
    – Il est difficile de se retrouver ! Cette immense salle paraît presque petite ce soir !
    – Vous me cherchez ? s’enquit Vony sans songer à cacher son étonnement.
    – Mais oui ! je voulais vous demander quelque chose…
    Elle hésita un moment :
    -Verriez-vous un inconvénient à ce que nous bousculions un peu le protocole … J’aimerais danser avec vous !
    Le Premier Ministre eut l’impression d’avoir à nouveau 20 ans. Il s’inclina devant Ranavalona :
    Vous êtes la Reine , Madame, et vos désirs sont des ordres.
    Et comme la mazurka se terminait, il s’avança au milieu de la grande salle et réclama l’attention de tous :
    – Sa Majesté la Reine et moi-même allons à présent danser.
    Puis il se tourna vers Ranavalona et lui demanda :
    – Quelle danse aimeriez-vous Madame ?
    Précipitamment elle répondit :
    -Une quadrille … j’aime beaucoup les quadrilles !
    Mais… il nous faut d’autres danseurs …
    – Naturellement ! Et je choisis comme partenaires la Princesse RAVERO et RAMAKA Officier 14 Honneurs !

    (mbola HITOHY)

5 sujets de 36 à 40 (sur un total de 81)
error: