ambodirano

Toutes mes réponses sur les forums

5 sujets de 41 à 45 (sur un total de 81)
  • Auteur
    Posts
  • en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #21481
    ambodirano
    Membre

    (TOHINY)

    Tany amboalohany dia nampionon-tena i Vony hoe mbola malahelo ny vady tiany dia RATRIMOARIVONY izay maty tanora Razafindrahety. Manembona irery tao KELISOA ‘lay trano fitaratra ery @n’ny tendrony avaratra atsinananan’ny Rova (mbola hita ao hatr@n’izao ny piliers vato mitondra io lapa kely io) ny Mpanjaka. Fa nony efa lefilefy ny fahoriany dia lehilahy , andriana moa mazava ho azy, mbola mitovitovy taona t@ny tao an-dRova no nalehan’ny sainy. Ireo no hita nanodidina azy ary maro moa ny courtisans tamin’izany.

    Ka tamin’io alim-pandihizana , BAL nalaza io zany dia voaasa tao daholo ny olona ambony indrindra miisa 200 tany ho any avy eto IMERINA. Dia hoy ny tohin’ny tantara :

    Nalaina tao amin’ny « La prédiction, ou, La vie de Rainilaiarivony par Annick Cohen-Bessy » afaka jerentsika ao amin’ny Google Ebooks :

    « Des centaines de flambeaux éclairaient les jardins, les varangues du Palais , les pièces supérieures et les tours si bien que toute la ville participait à la fête royale et avait les yeux tournés vers le Rova illuminé. Quand à la salle de réception elle offrait un spectacle unique : 4 candélabres suspendus au plafond qui étaient garnis chacun de 40 bougies dispensaient une lumière presque irréelle : sur les murs 8 appliques à 3 bougies relayaient les lustres disposés plutôt vers le centre de l’immense salle. Dans les deux angles Sud se tenaient les musiciens. Tous les objets et les meubles qui étaient là habituellement – en réalité il y en avait peu car le rez- de chaussée de MANJAKAMIADANA servait plutôt de pièce de réception – avait été retirés afin que les danseurs aient le plus de place possible.

    RANAVALONA était assise sur son trône posé sur un large estrade à baldaquin et adossé au mur Nord du Palais, à l’Est de la porte : trône, estrade et baldaquin tout était rouge et or. La Reine portait une robe à traîne de velours réséda bordée d’Argent : la large ceinture et les poignets montants étaient en satin feuille morte ; sur son DIADÈME de brillants était fixé un bouquet de plumes d’autruche vieux rose. Ses jolies épaules émergeaient gracieusement du décolleté de la ROBE et un fin COLLIER de DIAMANTS (les dits diadème et collier achetés à Paris sur la propre cassette de la Reine par RAINIHAROVONY revenu en Avril 1887) scintillait sur sa peau brune mettant en valeur son cou élancé.

    (mbola HITOHY)

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #21480
    ambodirano
    Membre

    Tamin’iny andron’ny 6 Novambra iny dia nandeha niakatra teny andRova aho , sady nijery ny asa efa vita no mba nanararaotra naka sary fa indraimandeha isantaona no moa no mba afaka manao izany. Raha akapoka iray dia mahavelombolo ny efa vita ary hita mivantana ny hakanton’ilay lapa MANJAKAMIADANA nony tafarina satria toy ny vaovao daholo ny ankamaron’ny vato mandrafitra azy. Ny fitazanana ny Vohitra rehetra manodidina avy eny ambony eny, ery amin’ny rihina misy ny lavarangambato manodidina iny dia manginy fotsiny. Toa tsy mampino hoe tafakatra ety indray moa ny tena efa ho 15 taona aty aorianan’ny teny farany.

    Ilay efitra lehibe ao ambany rihina dia nolokoina mena volon-tany (lokonkazo) na ny andry rehetra na ny plafond mba ahazoana maminavina ny endriny rahatrizay. Toa mampahatsiahy ny lanonana rehetra niseho tao amin’io efitrano midadasika io toy ny Fandroana ny 22 Novambra daty rahampitso, ny Mpanjakavavy tamin’izany mipetraka ery Avaratra Atsinanana ankavian’ny varavarambe fidirana ao. Fa tao koa no nanaovana ny lanonam-panjakana maro sy ny « Bal » maromaro ihany. Anisan’izany ity iray hotantaraiko ity nalaina tao amin’ny Boky biographie-ndRAINILAIARIVONY nataona vazahavavy toy ny roman fa mba misy ampahany marina ihany angamba raha ny fijeriko azy aloha.

    Tany amin’ny fiandohan’ny taona 1885 tany no miseho ny tantara raha vao nanjaka roa taona eo ho eo RAZAFINDRAHETY lasa Ranavalona fahaTelo. Ary mampiseho ny fijalian’Ingahirainy Praiministra na i ‘Vony’ (izay no anarana nomen’ny mpanoratra azy) amin’ny fahasarotampiarony noho izy nanambady ny Mpanjakavavy izay zandriny 34 taona anefa. Reraky ny ady t@n’ny frantsay koa Ingahirainy ka mbola tsy « despotique » ohatr’izany hono izy t@n’io satria zara raha noresahiny ny Andriana ny fanapahin-keviny rehetra. Faran’izay tsy tantiny ny tsy firaharahin’ny Mpanjaka azy rehefa mamihina azy (??) na ny tsiravina eny @n’ny endriny. Ilay faniriany azy miredareda tany ambohalohany dia lasa nivadika ho fankahalana indraindray. Ohatry ny passion rehetra io é! Raha ny vehivavy rehetra nanaiky azy hatr@n’ ny mpanompo tsotra indrindra ka hatr@n’ ny Andriambavy avo razana mitady faveur ho azy na hoan’ny vadiny dia mbola NIHEVINTENA ho mbola MANAMBàKA sy TANORA lalandava Ingahirainy. Raha ny nataon-dRanavalona azy t@n’io anefa dia NANDISO mafy izany fiheviny izany !!!

    (mbola HITOHY)

    en réponse à : andriana c'est juste un titre ou… #21479
    ambodirano
    Membre

    Ra Heky a voalohany aloha Rafohy no niteraka an’Andriamanelo ary Rangita no bebean’i Andriamanelo.

    TSIA ahitsio kely fa Rangita dia zoky demi-soeur iray ray (Andrampenitra na Rafandramanenitra) @ndRAFOHY saingy tsy niteraka RANGITA dia nanangana anzandriny dia ataon’ ny tantara sasany hoe reniny (mère adoptive selon les lois de l’époque là oui !)

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #21477
    ambodirano
    Membre

    Tsy olana mihitsy fa mahafaly ahy izany. Afaka manoratra amin’ity ianao :

    randriantompoiray@yahoo.fr

    soava tsara ary

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #21420
    ambodirano
    Membre

    ( SUITE )

    Quelques remarques cependant : d’après ce que je sais : Rangita n’est pas la grand-mère d’Andriamanelo mais sa tante car demi-sœur de Rafohy sa mère. Mais comme Rangita sans descendance adopta selon la loi sa petite sœur elle devenait, de fait, sa mère adoptive d’où l’équivoque actuelle et depuis toujours même. Pour être plus précis, le père de Rangita (Rangitamanjakatrimovavy) et de Rafohy qui s’appelait ANDRIAMPENITRINIALA (Rafandramanenitra) épousa d’abord Rafaramaheriomby fille du Roi Andriandranolava d’ AMPANDRANA et sœur de Rafandrampohy . Cette 1ère épouse mère de Rangita après Andriantsarandolo et Andriamanidranovola mourut et il prit comme seconde épouse Rasoamarimpohy fille du Roi d’ALASORA de la dynastie des Antehiroka RAMASINAMPARIHY, et elle sera la mère de Andrianamponga et de RAFOHY. C’est en étant le petit-fils par sa mère de ce Roi qu’ANDRIAMANELO par la suite et par héritage devînt le Roi d’ALASORA après avoir chassé son oncle Andrianamponga. Ramasinamparihy Roi Antehiroka sera ensuite le grand ennemi de Rafandramanenitra et ils moururent en même temps après s’être livré à des âpres batailles dans le Vakinisisaony selon l’Histoire racontée par Gilberte Ralaimihoatra (« Et si la lune ne revenait pas ? »). Je vous recommande ce livre pour un éclaircissement généalogique de l’Histoire des ANDRIANA car toute la partie ANTEHIROKA (ou Vazimba c’est selon), à toujours été occultée par l’Histoire officielle. Pour ma part, j’ai mis des semaines et des mois même pour décortiquer les imbrications des deux dynasties Antehiroka et Andriana et j’en apprends encore tous les jours où il m’arrive de replonger dans ce livre.

    Autre énigme de l’Histoire, qui a été le père d’ANDRIAMANELO pour qu’il ait jalousé si intensément son benjamin ANDRIAMANANITANY ? Tous deux (nés dans les années 1560) sont-ils les fils de RAMANALIMANJAKA (un cousin germain de Rangita car fils de son oncle maternel Rafandrampohy) ou bien est-ce que Rafohy a eu l’aîné par un « Vazaha » monté en Imerina , ce qui à l’époque aurait été sûrement tabou et même si aucun Vazaha ne serait aventuré à Imerimanjaka à l’époque ceci n’est pas impossible !!! Car certaines sources citent le nom d’un Portugais MANUEL qui devînt « MANELO BE » donc père d’Andriamanelo. Cela reste à savoir et pourrait expliquer la première grande usurpation du TRONE.

5 sujets de 41 à 45 (sur un total de 81)
error: