Miarahaba antsika rehetra indray e!
Misaotra aloha @ ilay valiteny. Hoy ianareo oe any @ fasana sy tetiarana no sisa ahitana azy. Raha ny hitako aloha dia tsy de marina 100% izany satria betsaka ny manisy sira. Ohatra nisy ramatoa maty aizy côtière. Izy anefa nanambady andriana avy eto Imerina. Maty t@ ty taona ity dia nalefa t@ gazety iray ao @ filaza manjo. Ny nampiome anahako dia ao @ ilay ferapary ery @ farany dia nasiana oe »hafenina ». Koa rehefa manambady andriana ve izany na dia tanindrana dia atao andriana. Ka izay no hilazako fa tsy hita intsony satria otran samy tsy manaiky gisitra ny rehetra.
Soava tsara daholo tompoko!