Hono oa ry Tsaravoninahitra, ianao angaha Tsaravoninahitra, sao mba afka manome tantara momba ny Tsaravoninahitra ianao fa tena mitady izaho.
Soava tsara tomoko e!
Miarahaba antsika rehtra e!
Dia tratry ny fety daholo!
Miarahaba anao ry Ambodirano izay vao nahita anao. Misy zavatra mba tiako anontaniana anao ity.
T@ voalohan’ny volana desambra dia namonjy fetim-pianakaviana avy @ fiancé-ko za tàny Mantasoa. Ary tena hitako fa mbola mitana ny maha-andriana azy ry zareo. ny tiako anontaniana anao dia izao: mbola anisan’ny taranak’i Andriampanarivofoinamanjaka sy Ranavalotsimitovy ve ny andriamasinavalona avy ao Mantasoa.
Araka ny nazavain’ny beben’ny fiancé-ko fa avy ao Miadamanjaka Mantasoa no tena nipoiran’ny Andriamasinavalona eny @ iny faritra . Ary eo koa no niandohan’ny andriana @ toerana iray atao oe Ankadivory. ka ahoana no fahitanao an’izany.