Ampandrana
Toutes mes réponses sur les forums
-
AuteurPosts
-
AmpandranaMembre
Miarahaba anao ry mpandalo.
Ahoana indray citation io iza io olona lazainao io. Iza io manao oe censuré io e! maninona raha censren-ko zay e!
E ry olona mi-censurer olona io e! Censureo ko izay zany ko ny olona mba mampahafantatara anay ny lasa indray ve censuré oe censuré. Tsy mazaka ny zavatra soratana eto ve.AmpandranaMembreMiarahaba anao ry mpandalo.
Azo lazaina izany fa marolahy ny ao @ fitomiandalana. Tena hita fa nisy dikany betsaka t@ olona taloha ny fasana sy fahafatesana.
Sendra tafahaona sy niresaka t@ fianakaviana izaho t@ iny week-end iny ka niresaka momba ny fahafatesana mihitsy. Ny resaka t@ izay dia ny resaka lafika. Malaza any aminay fa rehefa misy maty ny fianakaviana indrindra raha teo an-tampon-tanàna dia misy maty manaraka iny koa ry zareo esty ampita andrefana izany oe ireo ankizin-drazana taloha. Dia nilaza ilay nenitoako oe ny olona taloha hoy izy manao lafik’andex. Hitako fa otran fomba ratsy ihany le iz raha @ izao no resahina.
Ka saika anontany anao izaho oe inon no tena diakan’ilay manao lafika.
Misaotra anao nanazava momba ilay trano kotona. Teo an-tampon-tanànanay koa mantsy taloha nisy trano kotona telo fa nodoran’i Rainivoninahitriniony fony izy praiministra.Misaotra betsaka de mazoto e!
AmpandranaMembreMiarahaba antsika rehetra!
Misaotra betsaka anareo aloha @ ilay valinteny.
Nisy doc hitako vao maraina teo momba io. Araka nolazainy dia ny trano manara eo ambony fasana dia trano kotona sy trano zozoro. Fatsy aiko oe ohatrany ahoana moa ilay trano kotona. Ny fantatro fotsiny dia ny trano kotona dia teo Ampandrana no nisiany voalohany izay t@ andro fahagola izay nanjakan’i Rafandra teo Ifandro.Momba ny momba ny fitomiandalana indray dia araka ny fahalalako azy toa Andriamasinavalona i Andrianambonimena sy i Andriamohara. Kanefa nisy doc izay hitako fa ireo zzamarolahy etsy Ambohijanaka dia tarank’Andriamohara. Tsy tadidiko na taranak’Andriamohara izy izay na Andrianamboninmena fa ahitsio raha misy diso. Koa ny mahagaga ahy dia Andriamasinavalona nefa ny taranany zazamaolahy kanefa toa de naisasance ny zazamarolahy fa tsy annoblissement.
AmpandranaMembreMiarhaba indray!
Efa miresaka trano manara ihany ny eto dia saika anontany anao aho ry mpandalo.
Ny fanaovana azy ireny ve misy karazana normalisation no nanaovan’ireo olona taloha azy, izany oe ny angezany, ny hazo anamboarana azy,ny paoziny. Misy dikany koa ve ny lokony ohatra mena, fotsy, sns
Ary marina v fa manambina marina izy ireny. Misy olona fantatro mantso milaza amiko fa rehefa misy mandeha lavitra hono ny fianakana misy azy ohatra oe oan andafy dia maka morceau kely @ ilay trano manara. Ankehitriny aza toa tsy eo intsony ilay trano manara fa nangalarin’ny olona ilay izy dia amidin’ireo tsy mataho tody.Merci hatrany e!
AmpandranaMembreMiarahaba anao ry mpandalo.
Nojereko ilay site notrnrninao ahy iny ary efa hitako ihany. Mahafinaritra tokoa ny mijery taranaka aty ahoriana mikarakara ny fitomiandalana. Ka mbola voavalinao ny fanontaniako: zazamarolahy ve ireo ao fitomiandalana ao Alasora sa Andriamasinavalona? Satria araka ny noteneninao dia marolahy=tetiarana lavareny+fitomiandalana. Nefa raha ny fahalalako azy dia Andrimasinavalona Andrianambonimena izay efa napetrak’i ny mpanjaka Andriamasinavalona azy.Efa nisy doc izay aza t@ net milaza fa ireo no tena Andriamasinavalona.
Ny faharoa raha ny kely fantatro dia ny menakely dia an’ny Andriamasinavalona, ny vodivona kosa ho an’ny marolahy. Ny zavatra tiako anontanina dia inona indray ilay oe menabe. Andriana sahala @ ahoana no eo.
Nisy namako izay mantsy avy eo Ambohimalaza(teneniko eto fa tsy mikritika akory aho sao lazaina oe manmbany na manambony) ary Andriatompokoindrindra ry zareo. Ka nafaran’ny bebeny mafy oe aza manambady ireo olona mipetraka etsy ambony iretsy fa menakely ireo. Ka tsy aiko ny tiany lazaian @ zany sao fantatrao.Merci e!
-
AuteurPosts