Aza mba miseho ho tena enjana hoe andriana izany hoy aho fa ny olombelona anie mitovy daholo e ! Sady angaha ny razambe any ialahy isany velona raha tsy nisy andevo nikarakara sy hova nitompo azy ? ny andriana dia olona kamo sy be sitrapo fa ny hova misakafo @ hatsemboan’ny tavany ary ny andevo no tena nendrika hajaina indrindra fa izy no niasa mafy indrindra ary tsy nisy tambiny akory …. Tokony ho menatra ianareo fa tsy ianareo indray no mbola miseho ho tompony eo Zanahary ao an-tampon’ny loha anie hamela ireny heloka vitan’ny razanareo ireny. Mifankatiava hoy aho