Tsara va tompoko
Tena mampalaelo ny mamaky ny tenin’ny sasany,ny ahy dia izao fotsiny ny hevitro : na andriana ianao na hova ianao na andevo ianao dia tazomy ny fombanao,hatsarao izay tokony hohatsaraina fa aza maika manitsy na mitsikera ny an’ny hafa.Aoka isika samy hahatsiaro avokoa fa na inona firazanatsika,na tahaka inona ny mari-bolatsika tsy izany ny hitsarana anao rehefa tonga ny « farany »,ny finoana ao anatinao no hitsarana anao.