TSARAVA DAHOLO TOMPOKO O !
tena mahamenatra mitsy ny tanora Malagasy ankehitriny , mbola manjaka ao an-tsainy mantsy ilay fanandevozana fahiny any ka… MISY MITENY FRANTSAY DE HOE AMBONY nefa hoy ilay tononkalo hoe : » ILAY JAKO MBAZAHA » nefa any FRANCE nandritry ny 5 TAONA za ny tany fa mbola tsy nahita français 1 akory niteny GASY «