izaho tsy mahataty ampirafesina fa mampirafy, tsy mety mihintsy aho raha tsy miaraka amina bandy maro au moins 3, angamba mety maladie ilay izy, tsy haiko
de ahoana fotsiny zay izay bandy miaraka aminao izany tsy mahazo mihodina nefa enao mandeha mafy be hoatran’izany fa maninona raha mba havela koa izy hiodina de ny fiarovantena no atao mafimafy eh, fa raha bandy bobaka be zany no miaraka aminao andao asiana fanaovana fotoana de hitondrako kôfy maro be enao sady amle gros calibre daholo