amiko ny fisainana no maha andriana, ny fisainana no maha andevo fa tsy ny endrika intsony…zah mahay olona fotsy, malama loha fa voretra sahalan’ny kisoa, ary mahalala olona mainty, ngitah volo nefa madio sy manaja tena…tsy ny apparence intsony no jerena fa ny mentalité…