miarahaba tompoko, tsy dia resaka andriana loatra ny ahy fa mba manontany sao misy mahalala ianareo eto momba an’i Rasoanosy sy Ramanamirija , azafady ô.
na nadraiana na tsia, tsy mitondra mankaiza intsony @ ty fiainana efa sarotra ity. Zay mahasoa sy mahavelona angamba no metimety hatao.
Merci