miditra kely ato za fa tik be le discussion.
amiko, tokony samy mitana ny firazanany ny retraretra fa ts mety ilay metisy, ny olana mantsy d te ahazo vady amin’ny razana sasany ny sasany de tsy maazo d avy eo tezitra d mamorona patati patata
Raha samy mitana ny firazanany d samy manana ny mahaizy azy, samy manana ny considerationy sady zao anie ef tsy misy olona ambony na ambany izany intsony é, mifananihany angah sisa no misy, sady ra misy manambany anao d aza rarahina fa « mitotoa koba hatavy »
zahay aloha hova, ts maazo manambady andriana é!