mampihome nareo retra. Ny tena Andriana dia mahay manaja tena sy manaja ny hafa sy ny maha izy azy..samy tsisy manaiky ho ambany ka tokony tsy hifanapepo.
Ceci dit, je suis fiere de mon origine,terre de mes ancetres Manandriana!!!!
Ny tantara mijanona ary tsara ho fantatra foana, fa ianao tsirairay no tokony hifanaja fa tsy androso mitsy i Dago ra resaka firazanana no hiadivana…. « Our difference makes each one of us a unique human being »
Mampalahelo ny toe-tsaina lomorina, OHHH la la la!!!
Izaho manana namana,mainty,fotsy,sinoa,etc!!! we are in this world together!!!!!
A bon entendeur salut