metis

Toutes mes réponses sur les forums

Affichage de 1 message (sur 1 au total)
  • Auteur
    Posts
  • en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #22711
    metis
    Membre

    Dieu n’est jamais un raciste.

    Fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra.

    Fa amin’izany dia tsy misy jentilisa sy Jiosy, na voafora sy tsy voafora, na barbariana sy Skytiana, na andevo sy tsy andevo, fa Kristy no zavatra rehetra sady amin’ny rehetra.

    Ary ny mpanjakan’ny tany sy ny lehibe sy ny mpifehy arivo sy ny mpanankarena sy ny lehilahy mahery mbamin’ny andevo rehetra sy ny tsy andevo rehetra dia niery tao amin’ny lavaka sy tao amin’ny vatolampy eny an-tendrombohitra; ary hoy izy tamin’ny tendrombohitra sy ny vatolampy; Mianjerà aminay, ka afeno izahay amin’ny tavan’ilay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana sy amin’ny fahatezeran’ny Zanak’ondry; fa tonga ny andro lehiben’ny fahatezeran’ireo, ka iza no mahajanona?

Affichage de 1 message (sur 1 au total)
error: