mianatra
Toutes mes réponses sur les forums
-
AuteurPosts
-
mianatraMembre
Ampandrana, Ambodirano sy ny rehetra bjr,
mila humilité betsaka ny fandinihana ny tantara-ntsika fa indrindra ny teny AMPANDRANA AMBOHIMASIMBOLA iny, zavatra nitranga vers les années 1500 no resahintsika eto anefa 1810 na 1820 ( @ RADAMA ) vao tonga ny soratra, soa ihany misy ny lovantsofina, ny (vestige) fasana , vatolahy, ny fanasinana ireo razana ( pratique religieuse ancestrale : sans blasphémer je dirais: NY FIVAVAHANA NAMPIANARIN’ I RALAMBO » EH NY HASIN’ NY ENY AMPANDRANA, NY RAZAKO NY AO…, dia notohizan ‘ANDRIANAMPOINIMERINA IZANY….) mba nitazomana izay sisa tavela.
Noho ny tsy fitazomana an-tsoratra dia betsaka ny versions, ary izay mitantara dia samy manao version @izay mahametimety ny azy, ny mety dia confronter-na ampilaminana sy ampanajana ny versions rehetra, matetika zavatra iray lhany anie ay no noresahina.
Ny tena AMBOHIMASIMBOLA dia ilay tanàna fahagola ery ambony, ao anaty hadivory, misy aviavy maniry eo, manana vavahady vato izy (indrisy fa mila irodana io vavahady io noho ny ataon’ny CARRIERE HAZOVATO manapaoka an’IFANDRO @ dynamita, latsaka izany ny ranomasoko ry zalahy), ankehitriny dia mikisaka ety ambany andrefana ny tanànan’ AMBOHIMASIMBOLA izao.
Raha hamangy ny misy an-dRAFANDRAMANENITRA ianao dia miala avy eo @fiangonana, midina tokony ho 900 à 1200m à droite, ao anatin’ toerana hoe maizin’andro io izy, efa voafono ao anaty trano biriky ( na tsy afaka mandeha eny ianao dia hita ao @ google / ambohimasimbola io;
Raha hamangy an- dRAFARAMAHERY ianao dia miakara ery ambony @ ambohimasimbola fahagola, ataovy ao an-damosinao ilay vatolahy misy soratra hoe « RALAMBOTSARA », mitodika mianavaratra izany ianao dia hitanao sur le flanc d’Ambohitraina, 600 à 800m miala na hadivorin-AMBOHIMASIMBOLA, @ iny miakatra be iny no misy azy, nandositra niala avy eo AMBOHIMASIMBOLA hono izy no tratran ‘ ny mpanenjika azy teo, ka teo izy no maty dia nanafatra hoe » avelo hipetraka eto aho. »
Efa napetrako t@forum du 21/01/2010 ireo
Raha mandeha eny ianareo dia manetra zavatra kely ihany, na iny HASINA na iny entretien des lieux araka ny finoanao, ary raha maka tany kely eo ianao dia ataovy eo ANJOROFIRARAZANA rehefa tonga any an-trano, izay no nataoko ary toa manambina ihany, izay no mba azoko zaraina
veloma daholo émianatraMembreAmbodirano bjr, misaotra nanoma soupape @ ilay toerana hividianana ilay boky sady nomenao ordre de prix , misy ny rehetra tokoa eny AMBOHIJATOVO marina izany, fa ny prix eny tsy mba flexible fa élastique ka tsara ny natao @ ilay ordre de prix, au max izany 50 000fmg eo eo, veloma é
mianatraMembrebjr daholo sao mba misy mahita toerana mety hividianana ilay boky « Et si la lune ne revenait pas » de Mme RALAIMIHOATRA Gilberte , misaotra mialoha ( ity ny mail »r.constant@voila.fr ») veloma é
mianatraMembreandriana: « noble » sa « aristocrate » no dikan’io teny gasy io, misy nuance ihany mantsy ireo heviny roa ireo.
Tout le monde peut avoir l’esprit noble » de la noblesse’ et un aristocrate peut avoir ou ne pas avoir cet esprit.
nous même, qui sommes sur ce forum, avon-nous au moins l’esprit, moins agressif entre nous même ???mianatraMembreslt av, hoy ianao:
Hono oa aiza nomilevina kay Rafaramahery sy Rafandrafanenitra sy rafandrana sy rafandrampohy sy rafandrandava sy ramasimdohafandra
midira google earth, jereo Andoharanofotsy, arao ny RN7 , Iavoloha, Amboajobe avy eo mianatsimo dia AMBOHIMASIMBOLA dia ireto coordonnées:
RAFANDRAMANENITRA:19°00’38.72″S/47°31’00.76″E, Alt 1277m
RAFARAMAHERY:19°00’39.94″S/47°31’00.76″E
jereo koa ao @google « AMBOHIMASIMBOLA » na ANDRIAMORAONY na ANDRIANDRANOLAVA, bible et pouvoir àM/ an i Francoise Raison -Jourde sy usages sociaux sur les hautes terres de RAKOTOMALALA SY SOPHIE BLANCHET
veloma vetivety é -
AuteurPosts