mba mangataka toro hevitra @nareo . Misy sipa tena reveko be any, fantanko ankehitriny fa tena tia ahy tokoa izy.tena te hilaza @ny fitiavako azy aho nefa izao tsy sahi mifampiresaka @ miintsy ,na dia mifanena aza dia mifampiondrika foana .Ka izay no mba ankana fanampiana avy@nareo. mba alefaso ao @adresse ko.